OPK

21. kitjo ( 22/03/2004 14:35)
k ny ankamaroany ange dia mandany ny harenantsika dol e,mody manao asasoa kely eny @ sisiny eny nefa tsy ampahafirin'ny azony akory
22. pitchou ( 23/03/2004 16:17)
ny zavatra azoko lazaina d izao: malahelo isika fa manana ny karana ary tena mangalatra! nefa isika gasy ihany no mampangalatra azy noho ilay fitiavan-tena kely! diniho anefa fa raha tena mipetraka tokoa ny fahamarinana eto @ firenena sy ny fitantanana dia azahoantsika volabe ny fiasany eto! rizareo ange mahasahy manitsaka satria manana elobe ao ambony ao e! ianao niharan'ny tsindry hazolea indray no mety hampidirin'ny elony any am-ponja!
ko angamba tsy dia ny karana loatra no tokony hatao lasibatra fa ireo gasy manohana azy!
23. xxx ( 25/03/2004 10:52)
marina mihitsy zany ry pitchou!
24. xxx ( 25/03/2004 16:21)
Marina io voalaza etsy ambony io.
Aza variana manao mpiasan'olona ho'a na faly ampiasain'ny olona fotsiny, fa raha mahay manaova ohatry ny Karana sy ny Vakna ao Ambatolampy.
Samy nitono masikita ihany no niandohana koa nahoana ny karana lasa mitono SONY sy JVC. Ny ao Ambatolampy mitono minibus, sy vilany fa ianao lasa mpiasan'ny Zone.
25. fijo ( 26/03/2004 16:44)
marina fa misy hitovizana amin'ny nazi izay hevitro izay,fa raha izay no mahafoana an'ireo ao tsy maninona fa tokony hatao.ny karana tsara dia ny karana any aminy na maty.
26. peluche ( 26/03/2004 19:51)
Lalina ndray zany i fijo miaiky mitovy hevitra @ nazi zany,zany hoe tsy manana respect @ hafa fa mitsara avy aty ivelany,olona tsy afaka ny hivelatra satria manana"préjugés".
27. kitjo ( 26/03/2004 16:44)
zany nge ry pitchou le efa nolazaiko e, ao ny vazaha,karana snsn miaramihinana, fa ra tsy misy koa ny gasy manampy azy reo nefa tsy mahita ny lalana izy,

Fa reny gasy mpisolelaka reny koa no tokony asina fiheverana sy ny olona manana toerana ambony vidian zareo vola miaro azy

Fa io aloha matoa izy mankany d misy tombotsoany ao kosa fa izy v hiala maina, fa ny gasy no tokony mampiasa saian amzay mba miaro an le fananana fa ritra eo dol moa reo zay ngamba vao hikorapaka
28. kitjo ( 26/03/2004 16:48)
fa izy aloha ry fijo tsy azonao oe andao esorina tao amzao fts satria manana nationalite dol reo nomen le tsy nahita ry
ary tsy afaka oe vonoina koa fa misy ny affaire etrangere ary tsika mila olona mampiasa vola manao investissement, anisan fototry ny fiakaran toekarena nddra anatin zao privatisation zao

fa ny antsika fts las amifanohitra @ logique le izy satria zareo "mahasosotra" moa tsika koa oh vendrana iany, fa ra misy ny manampahaizana afak mi controler sy mamehy an reo ankoatra ny fanjakana ary tsika agsy mitsy no miova toetsaian ataoko fa afaka regulariser-na dol znay

Tsy ny karana iany ange e, ary ny karana aza misy ambadika hafa manohana azy koa ao
29. xxx ( 26/03/2004 17:58)
Ny gasy no olona mora vidy indrindra eto ambonin'ny tany koa izay no mahatonga io. Na manampahaizana aza dia voavidy foana eh.
30. fijo ( 30/03/2004 10:59)
peluche>izaho manaiky fa misy itovizana amin'ny nazi,fa ireo gasy momba azyireo ve tsy mitovy amin'ny colabo?
ka raha asaina misafidy aho aleoko nazi dia miaro ny taniko toa izay colabo manary ny taniko.
31. fijo ( 30/03/2004 11:04)
kitjo>izy anie tsy avy dia roasina maina be e,fa ny lalana no ampiasaina handroahana azy.ohatra,asiana kisoa daholo toerana publika>tsy mankany intsony reo
ny mpiasan'ireo tsy maintsy declarena,ary asiana karama faranay ambany oh 1 500 000fmg,dia hanomboka hosarotiny ireo.vao misy tratra manao zavatra tsy aradalana,dia roahina izy sy ny fianakaviany.
azo atao tsara izany ary aradalana
32. peluche ( 30/03/2004 20:53)
eny hoa,misy hitovizany @ toe-tsainy nazi,zay excuse-nao zay mihitsy ny excuseny zareo hoe arovako ny taniko, ny race-ko na hotonga hatr@ny fandripahana ny sasany azy.Tsy ny nazi ihany moa zany fa zay matetika ny base-ny "racisme"
33. fijo ( 30/03/2004 23:22)
peluche>efa heonao ve ilay zavatra vao nitranga tao antsirabe momba ilay sipa gasy nisipa tamina karana?dia ekenao izany ny zavatra toa izany.
34. alz ( 31/03/2004 08:11)
Sao mba lasa resaka fanavakavaham-pihaviana izy ty?
35. kitjo ( 31/03/2004 10:45)
fijo> nampalahelo mitsy iny tantara iny fa sipa namako akaiky mitsy
mitovy hevitra @ fijo ange za e, le oe ny lalana no ampiharina ary afaka atao ankolaka koa le izy ,amahzaka izy tsara ts mahazaka mandeha satria araka ny efa nolazaiko, tsy karana iany fa ny vahiny rht, tsy maintsy ilainao ny olona mampiasa vola,
k atsika no tokony mametraka lalana mba ho tena izay mampiasa vola izay iany no tokony hijanonan zareo ao, manaiky tsara tsy manaiky mandroaka entana
36. fijo ( 31/03/2004 22:22)
alz tsy fanavakavaham piavina fa tsy filana karana.raha karana ianao dia tafiditra ao koa.
kitjo>raha hoe izay mapiasa vola mahazo mijanona,mody mifampidram bola ireo dia izay.pakistan koa anie mamatsy vola ny sasany hanaparitahany ny firehany e.
aiza i peluche momba ilay resaka tany antsirabe e.dia lazao inona no tokony hatao fa efa tsy voalohany io no nitranga.
37. alz ( 01/04/2004 08:52)
Ny lalana dia tokony hampiarina na iza izy na iza, na manambola na tsy manana, na tera-tany na vahiny, na inona na inona firazanany.
Fijo, aza atao safo-be mantsina ilay izy!
Tahaky ny amerikane ihany, ny gasy rehetra dia taranaka mpihavy daholo : ny fotoana nahatongavana no samy hafa. Raha zohina ny tantara dia betsaka ny zavatra mamoha-fady nataon'ny razabe sasany ( tahakin'ny namonohan'ny amerikanina ny apaches ohatra). Taloha zany.
Amin'izao fotoana izao, ny lalana no tokony hampiarina tsara.
Ny fankahalana tsy solutions.
Mino ireo sanda maha-kristianina ve ianao Fijo?
Na izany aza aloha....
38. peluche ( 01/04/2004 12:12)
de izay ve no hamonoanao ny karana rehetra?
miombon-kevitra @ alz aho hoe ny fhankalana tsy solution
39. peluche ( 01/04/2004 12:22)
miverina @ tenin'i pitchou koa hoe ny lalana no aoka hampiarina,ary tokony tsy havahana no hanaparana an'azy
40. kitjo ( 01/04/2004 14:46)
zay nge oa e, refa hainao ny mametraka lalana tsara sy mampihatra azy d zay,
samy manana ny anjarany dol
fa tsy afaka roasina dol zany kosa ry fijo ny olona fa ny fepetra ipetrahany ao no tokony amboarina an
tsika gasy rahateo sady efa vitsy kely no mirotsaka an-tsehatra fa ra be moa ny investisseur gasy haninona
Ilaina ange ny fidiran devise e, avy @ fampiasain vahiny vola, fa anjaratsika no maanramaso ny mampihatra ny lalana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4125