OPK

41. peluche ( 02/04/2004 11:46)
i fijo mamaly an'i alz hoe tsy fanavakavam-piavina,fa ny karana nga tsy fiavina???
42. fijo ( 06/04/2004 00:03)
ny fandraisako ilay tiany lazaina dia fiaviana samy gasy.
ka ny lalana mihintsy wa no tokony ampiasaina tsy ahafahanay mijanona ao.
devise?ny karana ve no mampiditra devise ao sa ny europeanina?ny karana mpamoaka devise fa tsy mpampiditra.
marina fa maro fiaviana ny gasy,fa nahay niray hina.ny karana ve dia hitanareo hoe mahay miaraka amin'ny gasy?
ankoatry ny fanambakana sy ny fanambanianana gasynmba lazao ahy hoe inona no ataon'ny karana ao mada?
43. fijo ( 06/04/2004 00:07)
alz>izaho aloha dia tsy mino sady tsy mila an'izany andriamanitra izany.
44. ikaretsaka ( 06/04/2004 04:17)
zay znay
45. ralipo ( 06/04/2004 05:06)
Tsara ny fanehoan-kavitra fa izao:

Matoa misy ny tsy rariny dia misy làlana na fanaraha-maso baranahiny ao (alao ho an'ny fanjakana iny).

Vaincre le mal par le mal : Raha mahay miray hina toy ireo karana ny gasy dia ho lefy ho azy ny fanjakazakany.
46. peluche ( 06/04/2004 09:32)
Ny hevitr'i fijo zany de roahana ny karana,tandremo fa ny karana ihany io, satria manambany sy mangalatra ny gasy...de atao ahona le gasy miray tsikomba amin'ny zareo?ary le gasy miasa @ zareo zay misolelaka?
47. fijo ( 06/04/2004 22:24)
ny miray tikombakomba dia collabo mila faizina koa,fa ny miasa indray tsy fidiny iny ka azo leferinal
48. peluche ( 07/04/2004 07:25)
Fa ny vahiny sasany zany tsy manmbaka gasy mihitsy,tsy mampiodina volan'ny gasy?
49. ravatorano ( 07/04/2004 11:16)
ny karana zao aloha nohitako fa mbola tena favy amin nio fitsetsefana malagasy io.Izao efa manomboka koa ny sinoa ary dia ho avy koa ny OPS d ho gaga izy ireo sady tsy mahay KF koa le tonga aty reo fa sinoa reraka tany shangai,funshan .....
50. kitjo ( 07/04/2004 16:31)
ka ra roasina ange ny karana ,misy ny mpamatsy azy ao ambadika ao koa, d hisy race hafa vaovao miala any ndray d aona?
ohatra oe arabo dol ndray ny ao Dago zany

fa ny lalana no tokony amafisina d ampiharina na vahiny iza na iza
miaravoroaka dol amzay ze manao fopla sy ze tsy mahazaka
51. fijo ( 08/04/2004 22:47)
marina io voalazan dravato io.fa ny karana aloha izao no tena manao io fanalikana io ary tsapa,fa raha mùanao ko any sasany dia tokony hoavy koa isika ka.ny arabo aloha dia hialo lavitra raha tsy te ho ringana ny gasy.
52. ralipo ( 08/04/2004 22:49)
zay hoa na K io na S na X io rehefa mipetraka ny règle de jeu de milamina io raha tsy izany dia fajakan'ny barofo foana fala barofo no miovaova foana.
53. kitjo ( 09/04/2004 14:54)
zay k
asina ankolaka fa ze mahatanty mijanona ze tsy mahazaka mody,
54. fijo ( 13/04/2004 23:40)
ka ny ahy io lalana io mihintsy no tiako hiova hialany ao.
55. peluche ( 14/04/2004 09:28)
hialan'ny karana ihany moa?
56. fijo ( 17/04/2004 00:00)
izy aloha izao no manimba ny firenena.
57. peluche ( 17/04/2004 10:51)
sao de izy manana noho ianao ary no tsy zaka ny vavony.ny fantatra d'efa ela izy no nipetraka aty mada,manana zom-pirenena,tsy azo halana fotsiny @ zao,sady nga fanjakany baroa no hovaina ny lalana?
58. rindrarr ( 17/04/2004 11:02)
Andrrray kosany! Aza mbô manao an'zany fa vahiny an-tanin'olona ny namana rrreto a.
59. fijo ( 19/04/2004 23:17)
maro ny vahiny ary za koa dia vahiny aty fa tsy manam bany ny hafa sy ny tompotany.
izy manana,raha izay tsy hitako izay maha hory ahy aty ka tsy mitombona ilay fialonana.fa ilay fanalikany sy tsy firaharahiany gasy no antony tsy hitiavako azy.mahasahia ary ianao milaza amiko fa miara mihaina amin'ny gasy tokoa ry zareo.inona no zavatra mba hiarahany amin'ny gays?tsy mitokantokana foana ve ry zareo isaky ny misy hatao.raha efa tany majunga ianao dia mahita fa samy any amorondrano aza dia efa misy toerana fipetrahany fa tsy mety miaraka amin'ny gasy izy.
60. fijo ( 05/05/2004 04:27)
izao dia mbola manohy ny ataony ihany ny karana ao mada,dia mbola hiaro azy ihany ny gasy sasany.mahonena
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6702