Ahoana ireto mariazin'ny mitovy tavo ireto
21. fijo
(
11/03/2004 10:05)
arakaraky ny fiaraha monina koa io.aty izao dia tsy maninona,fa raha any mada dia tena mbola maizina be.
22. nananie
(
11/03/2004 18:36)
Tsy maninona eo imason'ny mpihara-monina ; fa matetika grave ny "conséquence" @ le zaza.Matetika ange hono ireny zaza tsy mba "nanana situation normale" ireny lasa "cas social" rehefa lehibe e! Ary mety izany angamba no mampatonga ny pédophyle me bedebe.
24. xxx
(
12/03/2004 17:51)
Mitady probléma koa nareo zany. Misy ange ny bevoka nefa tsy naniry zaza ary misy ny tsy mety bevoka na dia maniry zaza é! ka tsy hitako izay probléma raha mpivady hétéro no hanangana zaza na mpivady homo.
25. jhouhlambout
(
12/03/2004 19:29)
fa lé zaza natsangana angé no broblema e! normal ve zany hoe:
manana carnet ,ilay zaza, misy ny sonian'i rainy sy rainy na reniny sy reniny, dé mba velom'panontaniana ireo mpiara-mianatra aminy...
dé mandé ny conséquences...
manana carnet ,ilay zaza, misy ny sonian'i rainy sy rainy na reniny sy reniny, dé mba velom'panontaniana ireo mpiara-mianatra aminy...
dé mandé ny conséquences...
26. nananie
(
12/03/2004 15:09)
Tsy hoe zanaka pelaka dia pedos ry Ramaso! Fa zavatra possible io.
Manimba saina ihany ange le hoe tsy manana neny , na tsy manana dada e!Marina ny tenenin'i Jhouhl.
Manimba saina ihany ange le hoe tsy manana neny , na tsy manana dada e!Marina ny tenenin'i Jhouhl.
27. ikaretsaka
(
13/03/2004 12:24)
zany efa nolazaiko anareo izany hoe hoe gaga ny ankizy mpiara manao baseball aminy nony nanontaniako ilay boay kely dia hozizy hoe ny anay mama anakiroa fa zay tsy manana dada..
29. kitjo
(
17/03/2004 11:12)
eny e,izy dol zany fa refa lehibe ko ange misy akony zany e,refa fete des peres tkou mo zany d iza no arahabaina??
30. aladin
(
17/03/2004 18:35)
hihihihih!refa fete de peres de kado 2 fa refa an'ny mere de hodiana fanina
32. kitjo
(
18/03/2004 13:43)
le fitiavana kosa v moa tsy ho azony rehefa omeny, misy aza ny RAR tena RAR lah sy vavy tsy manome fitiavana
Fa tsy resaka fitiavan ho an zaza fts fa ny fiantraikany @ toe-tsain le zaza, oh le ankizy tsisy ray reny e, vao mainka moa ratsy raha toa ka tsy ankasitrahan le zaza ny zava-misy refa lehibe izy tonga saina, satria menatra ny fiaraha-monina sns....

39. rivorijasoa
(
20/07/2004 07:09)
Ary ireny homo ireny ange hono ka vehivahy ny iray de lehilahy ny iray ,araka ny fisainany izanya! , de ilay vehivavy tsy mety ho lehilahy mihitsy de le lehilahy tsy mety ho vehivavy mihitsy koa. De izy samy izy ihany no mahalala hoe elà lety vehivavy de elà lehilahy a!