lehilahy sexy
21. hendry
(
27/02/2004 15:00)
Dia ohatr´zay lazain´i nanjaran momba ny lhl tia sipa entana be sy kôzatra kely koa ny vhv tia bandy bokonozotra ny skil.
Fa tsy any ny olana fa ilay lhl mameno tsiny ny vhv sexy nefa ny vhv tsy mitsikera ny lhl sexy. Te ho rôle sy mpi-domine ve?
Fa tsy any ny olana fa ilay lhl mameno tsiny ny vhv sexy nefa ny vhv tsy mitsikera ny lhl sexy. Te ho rôle sy mpi-domine ve?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 28/02/2004 03:00
22. jhouhlambout
(
27/02/2004 16:27)
Tsy resaka domination mihintsy io.
Matetika dia ny vehivavy mihintsy no te hanintona (loi de la nature) ka manao sexy. Izao ary, raha tsy mino ny sasany:
Raha tsy nisy lehilahy mihintsy teto ambonin'ny tany dia mbola hanao SEXY ve ny Vehivavy?

23. fijo
(
28/02/2004 20:17)
mila valiny io fanontaniana io ambony io.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 28/02/2004 08:17
24. kally
(
28/02/2004 11:05)
Raha izaho manokana aloha rehefa mifidy ny akanjo hanaovako tsy an-kijery hoe sexy ve ity sa masera fa vidiako sy anaovako rehefa mahafinaritra ahy sy mahamiramirana ny saiko.Tsy misy hoe isarihana an-dRakoto na Rabe,mahafinaritra ahy dia anaovako.Ianareo lehilahy anie no nahita hoe sexy ny akanjon'ny vehivavy satria taitra ianareo e!noho ny fomba fijerinareo no naha-sexy an'ilay akanjo.Izany hoe iaanreo lehilahy no nitsara sy nanita-kevitra hoe sexy na tsia.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kally ny 28/02/2004 23:05
25. jhouhlambout
(
28/02/2004 12:02)
Koa efa hoe:
Raha tsy nisy lehilahy mihintsy teto ambonin'ny tany,donc tsisy fomba fijery, alors inona ny akanjo?
Raha tsy nisy lehilahy mihintsy teto ambonin'ny tany,donc tsisy fomba fijery, alors inona ny akanjo?
26. hendry
(
01/03/2004 11:51)
Fa maninona ny vhv no tsy hanao zay heverina fa akanjo sexy raha tsisy lhl mihitsy aza teto ambonin´ny tany rehefa zay no tiany? Sady miakanjo zay tiana ihany no tsisy mitsikera ary tsisy olona voasintona, ankoatry ny lesbienne ndray ngah @ zay fotoana zay satria tsisy lhl koa.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 01/03/2004 23:51
27. voahary
(
01/03/2004 12:10)
rehefa à l'aise tsara hoa ny eritreritr'ilay olona miakanjo de zay eh... tsy tokony hisy qoui mihitsy raha tsy hoe tena hiboridana tanteraka ery imasom-bahoaka...
29. xxx
(
10/03/2004 15:03)
Kalista letsy reny manao akanjo mampiseho bobota ireny a!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 11/03/2004 03:03
30. fijo
(
11/03/2004 10:29)
ka raha misy bika kosa ve,maninona le.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 11/03/2004 10:29
31. hendry
(
11/03/2004 18:25)
zay ndrindra manko, tsy tokony ho olana ho an´ny hafa ny fanehoan´ny sasany ny bikany tiany aderadera.
Tokony tsisy mifampiteniteny fotsiny
Tokony tsisy mifampiteniteny fotsiny
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 12/03/2004 06:25
32. fijo
(
12/03/2004 10:41)
fisarihana aby io e
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 12/03/2004 10:41
33. sejianis
(
06/04/2004 12:46)
fa ahoana no tsy hisy lh sexy ry lerony a!
toy ny olona rehetra dia mila mi-plaire koa ny bandy!
ny joba koa anie mba mila mijery izay zv milay @ bandy e! oh: be mivangongo ve, bokony ve, efa fisabody ve ,sns....
toy ny olona rehetra dia mila mi-plaire koa ny bandy!
ny joba koa anie mba mila mijery izay zv milay @ bandy e! oh: be mivangongo ve, bokony ve, efa fisabody ve ,sns....
35. mimita
(
06/05/2004 16:25)
ny anao kosa zany efa hafa mitsy ko!!tsy d tena mila sexy b zany vo manaitra sipa e!!otrany pelaka ndray zany bandy manao sexy zany kle!!
36. fijo
(
06/05/2004 23:06)
tsy mety kosa izany ry mimita an,misy bandy jejo sy tia miseho toa izany nefa tsy pelaka izany fa tena mpanenjika be.