lehilahy sexy

1. hendry ( 23/02/2004 11:25)
Toa ny vehivavy foana no omena tsiny @ fomba fitafy. Dia ahoana zany reny lehilahy mba manao fitafy manaitaitra reny? misy ohatra manao rony short mifinjifinjy (matetika jean) mampiharihary zay mivangongo rehetra, tsy vitan´zay fa hatreny ampoto-pe, mampiseho ny antsasa-body. Dia ny vehivavy ihany no diso, sa ny vehivavy tsy ho tokony voasarika sy ho taitra @ zany fa ny lehilahy ihany no manana droit ho taitra mahita ny vehivavy miakanjo sexy???
novalian'i fijo ny 06/05/2004 23:06
2. donemaskit ( 23/02/2004 15:50)
sarim-bavy zany manao short fohy kely zany klé !!
3. ikaretsaka ( 24/02/2004 20:28)
za mba gaga
4. aladin ( 24/02/2004 17:52)
sao dia mampadihy entana koa rehefa mandeha?
5. voahary ( 24/02/2004 18:57)
Non ,raha mifanentana @ toetrandro aloha no antony anaovany short fohy kely, dia raha ohatra koa ka bandy tsara bika sy madio ny eritreriny @ fitondrany ny tenanay, izany hoe à l'aise izy fa tsy dans le but hoe ho sarim-bavy ...
tsara bika fa tsy mahia kely na bingo tongotra dia tsy dia hitako no antony hitenenana azy... satria ny tsara aminy no asehony sa ahoana hozizy nareo, smile..
6. ccool ( 24/02/2004 12:26)
aleo ihany akanjo malaladalaka wa fa raha vo teritery tsy mampahazo ainakle,sady tsy ilaina zany mampiseho we sexy zany fa rehefa milay enao d milay hatraminy farany fa rehefa tsy milay d tsy milay zany fa tsy hitako zay mbola hilingilingina anaovana akanjo sexy,
7. hendry ( 24/02/2004 17:01)
tsy voatery ho pelaka, misy tena bandy be normal mihitsy, ary ireny mpanao body building moa ny filazana an´ireny? ireny no tena mpanao azy, mba mampidera hangeza sy bika e.
Ka ilay tiako atongavana dia hoe ny vhv ihany no voakihana hoe sexy e, manao zay isarihana maso, ary reny zany ahoana? Sa ny vhv tokony tsy ho attirée mihitsy?
8. kally ( 25/02/2004 09:28)
Ny vehivavy anie ry hendry tsy voasinton'ny nofo e!ny an'ny lehilahy mantsy raha vao mahita vehivavy dia ny hitondrana azy any am-pandriana no mahamay azy fa ny vehivavy tsy izany loatra.Tsy hoe tsy manana zo @ izany ny vehivavy fa tsy ahoany loatra izany.
9. fijo ( 25/02/2004 10:33)
sao dia diso ary i kally le.
10. nanjaran ( 25/02/2004 13:36)
tsy misy lehilahy sexy izany rangahy fa ny lehilahy marokoroko be daholo a. Ny sipa ihany no mahita an'izany
11. voahary ( 25/02/2004 17:57)
marokoroko ahoana moa izany e??
Hafa kely indray iny marina
12. ccool ( 25/02/2004 18:38)
tsy misy lehilahy sexy zany marina fa natokana ho an'ny vehivavy ihany lay sexisme fa raha mahita ialahy hoe bandy sexy ,mihevera tena fa tsy norma ela zay
13. peluche ( 25/02/2004 11:12)
misy vehivavy tia mijery striptease koa ohatran'ny lehilahy,attiré @ nofo koa anie zany.Fa na izany aza ny lehilahy no mora voasinton'io kokoa.Tsy de hitako lotra ny olana raha manao sexy ary le vehivavy refa zay no maha à l'aise azy,na ny lehilahy,ny vavan'olona ndray de tsy hangina mihtsy na haniry nify aza ny akoho
14. voahary ( 25/02/2004 13:34)
ccool, ny andy sexy anie raha fazahoako azy satria zah vehivavy de le bandy attirant be ery lery rehefa mety aminy tsara le manao akanjo manaratena ohatra , viril be leiry sns... fa tsy vehivavy rey akory no mety ho sexy
15. hendry ( 25/02/2004 13:36)
Tsy haiko aloha zany na zaho no tsy mahalala ny dikan´ilay hoe sexy fa amiko sexy ny olona iray na lahy na vavy rehefa manao akanjo mampideradera zay tokony afenina.
ny azoko ekena ngah dia ny filazan´i peluche hoe ny lehilahy no voasintona kokoa @ zay, midika zany fa misy vehivavy ihany voasintona fa tsy maro toa ny lehilahy.
Ka ny ahy ny tsy tiako zany dia ny vhv foana no omena tsiny @ fomba fiakanjo sexy nefa ny lhl koa mba manao. ny tsikerin´ny lhl eto no asiako teny fa tsy hoe inona akory.
16. tequila ( 25/02/2004 17:03)
zah zao mba nihevitra hoe lehilahy toa inona no hitanareo sexy no resahina ato hi hi!
17. fijo ( 26/02/2004 09:29)
io voalazan'i hendry io aloha ilay atao hoe sexy e.ka misy koa vehivavy tia io ka,ary tsara izany fa tsy misy olana.
18. voahary ( 26/02/2004 17:15)
le bokona bokonozatra be mihosomenaka ireny aloha tsy milay fa mamptahotra ndray e.. fa le mba antonontonony no tsara HIHIHHII
19. fijo ( 26/02/2004 19:48)
asa fa izahay taloha nanao an'ireny tian'ny sipa ko.
20. nanjaran ( 27/02/2004 20:17)
samy manana ny reviny io, misy tia bokonozatra, misy tia kely endaka e!

ohatra ny lehilahy tia sipa entana be sy kôzatra kely.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4158