rehefa tia dia tena tia
22. six
(
26/02/2004 18:36)
mimakely> ka izay anie le olana e, lasa resaka fotsiny no bobaka, tsy hita akory izay ataony!
dia izay no mahatonga ilay fanontaniana!
dia izay no mahatonga ilay fanontaniana!
23. fijo
(
26/02/2004 19:53)
ny vehivavy anefa dia ilay laingolaingon teny kely no tena mahavariana azy.tadidio fa rehefa mahita sipa ianao,ka na matavy toa ny balenina aza izy dia lazao hoe tena manja sy mahasarika,dia faly ary dia avy foana.
ny sipa tia lainga.
ny sipa tia lainga.
24. jhouhlambout
(
27/02/2004 16:55)
Matanjaka anie ny Teny e!
Izay mahay mampiasa ny vavany dia tsy hanana olana mihintsy ara-pitiavana
Izay mahay mampiasa ny vavany dia tsy hanana olana mihintsy ara-pitiavana
25. fijo
(
28/02/2004 20:26)
saingy tsy voatery ho marina daholo izay lazaina eo an.iza ary no tianareo.
st valaty ny andro:
_bandy tonga ary miteny aminao hoe:"tiako ianao"sa
_bandy tonga avy any mitondra raozy mena tsara rafitra,ary miantso anao hiaraka aminy mandritra io andro io.
st valaty ny andro:
_bandy tonga ary miteny aminao hoe:"tiako ianao"sa
_bandy tonga avy any mitondra raozy mena tsara rafitra,ary miantso anao hiaraka aminy mandritra io andro io.
26. six
(
01/03/2004 13:53)
fijo a, ka sipa zao no sous-entendu amin'ilay olana hoe mandainga d ahoana?
