Darwin sy ny theorie de l\'evolution ve? ANGANO angano ARIRAarira!!!

41. librepenseur ( 05/03/2004 19:32)
solofo>
Solofo a ! aza mora tezitra moa ianao e ! raha ireo karazana adjectifs qualificatifs rehetra iantsoana an-dRakoto na Rabe ireo ve dia hataonao hahatezitra tsy harary fo vetivety eo ianao ? Mahaiza mifanakalo hevitra @ fo tony fa samy milaza ny heviny io !
42. solofo ( 06/03/2004 19:37)
TSY tezitra aho fa aza matahotra ianao. Izaho no niantso an'ity adihevitra ity, ary zarako aza mitohy tahaka izao ny adihevitra fa tsy hoe sanatria samy mandeha any fotsiny.
Tena sincere aho milaza io ambony io fa tsy hatezerana sanatria!!! serieux.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1429