Darwin sy ny theorie de l\'evolution ve? ANGANO angano ARIRAarira!!!

21. ikaretsaka ( 23/02/2004 12:38)
samy manana ny finoany io anaka... ny finoanao no hahavonhy anao
22. rhaj ( 23/02/2004 14:14)
hoy solofo t@ voalohany:
Aleoko lavitra mino ny tantaran'i Le Petit Poucet sy Cendrillon, na ...

t@ izaho mbola zaza, dia nasesiko novakiana ireo series "contes et legendes" tao @ ccac. Nisy na avy tany extreme-orient, ka hatrany ameriques du nord tao. Dia ny nanaitra ahy, dia saika samy "mitantara", araka ny zava-nisy any aminy aby any, ny momba ny fiforonan'izao tontolo izao izy ireo. Samy "mitantara" tantara-arahin'anatra. Misy "mitantara" ny "ho avy"...

Dia nazava tamiko t@izay fa tsy hafa @izany anie no ataon'ny baiboly koa, fa ao anatin'ny contexte ao moyen-orient ao, na ny anganon'ny ntaolo, anaty contexte-n'i madagasikara

Ka raha hoy solofo hoe "aleony mino ny contes francaises", dia hoy aho hoe, ka i solofo anie efa nisafidy ny hino (ary tsy hino afa-tsy) ny "contes et legendes du moyen-orient" e..
23. solofo ( 23/02/2004 16:19)

>solofo anie efa nisafidy ny hino (ary tsy hino afa-tsy) ny \"contes et legendes du moyen-orient\" e.. > Ny Baiboly ve no lazainao hoe \"contes et legendes du moyen orient\" sa diso ny fandraisako azy? Tsy angano mihitsy ny Baiboly, asehoy eto izay zavatra hitanao fa diso ao, ary tohano ny hevitrao fa raha mitombina dia ekeko.
Ny \"contes et legendes \" rehetra, na avy aiza na avy aiza dia zavatra noforonin\'ny fisaintsainan\'olombelona -matetika natao ho fitantara @ ny ankizy fa tsy olondehibe-, ary TSY SAROTRA FA MORA DIA MORA ny maneho ny fahadisoany.

24. rhaj ( 23/02/2004 19:33)
baiboly = contes et legendes du moyen-orient

nijery ny dico des synonymes aho ary inty:

http://www.tv5.org/TV5Site/lf/langue_francaise.php

CONTE: fable, histoire, invention, légende, historiette, fiction, nouvelle, roman, récit.

LEGENDE: 1/ histoire: fable, parabole, allégorie, fabliau, saga, fiction, anecdote, conte, mythe, apologue, tradition, récit, roman, illusion, invention, rêve, utopie, croyance.
2/ explication: renseignement, indication, précision, inscription, épitaphe, épigraphe, exergue, écrit, graffiti.

Ka inona @ireo no tian'i Solofo hamaritana ny baiboly?

Faranako @ "tsiky dia ampy"-n'i Hery angamba ity fa lasa lava loatra :)
25. solofo ( 24/02/2004 13:10)
Hoy aho hoe "asehoy eto izay zavatra hitanao fa diso ao"
@ Baiboly, tsy nanome ianao NA IRAY AZA. Raha hoy ianao hoe be dia be, vao mainka manamora ny valiny afaka homenao izany.
Fa naleonao manome definitions be dia be, tena misaotra aloha fa sady tsy nanana dictionnaire aho no hay tokoa tsy fantatro ny dikan'ny contes et legendes raha tsy nomenao. Bravo fa tena mahay mijery dico i rhaj. Saingy azafady fa TSY tafiditra ao anatin'ny sokajin'ireo definitions ireo ny Baiboly.
>Faranako @ "tsiky dia ampy"-n'i Hery angamba ity fa lasa lava loatra :) >
Soa ihany fa mbola manana tsiky ianao, saingy tsy ilay tsiky no niangaviako fa ilay hevitra mafonja sady marim-pototra maneho hoe diso ny Baiboly.
Raha hofarananao ny ady hevitra tsy maninona fa homba anao ny fiadanan'Andriamanitra
26. rhaj ( 24/02/2004 18:10)
manahoana

Ny hanaporofo fa "diso" na "marina" ny baiboly, na ny siansa, dia tsy zakan'ny tsenako (izaho tsy mpandalina) sady tsy "important" amiko. Raha misy mahaporofo fa diso ireo, dia tsy mahagaga ahy, fa tsy izany koa anefa no hampiova ny fijoroko.

Ny ahy, ny zava-dehibe dia izao:

- manaja (ary mampirisika) ny finoana sy tsy-finoan'ny olona rehetra aho, raha ohatra ka entina IFANKATIAVANA sy IFANOHANANA izany.

- raha injay kosany, entina hanaparitahana "IGNORANCE", na entina IFAMPIADIANA ilay finoana, dia mahatsiaro manana adidy ny hijoro sy hiteny aho.

Ny nandraisako ary namaliako ity loha-hevitra ity, dia satria, amiko, manaparitaka "ignorance" izany manindrahindra ny hanipahana ny siansa izany.

Isan'ny manaparitaka "ignorance" koa ohatra, ireo noho ny finoana "hono", dia mandrara ny fampiasana fanafody, na maka-ra,.. ireo noho ny "finoana" sa "fampianarana", "hono", dia mandrara ny fampiasana kaondoma, etsetra...

Ny finoana entina "ifampiadiana" dia vokatr'ireo tsy mihevitra afa-tsy hoe "ny azy IHANY no tena tsara"...
27. rhaj ( 24/02/2004 18:28)

28. rhaj ( 24/02/2004 18:29)

29. rhaj ( 25/02/2004 13:27)
miala tsiny fa tafaverina in-3 ny hafatra etsy ambony. tsy nakatoko ilay pejy, dia niala teto aho; ary dia nisy namana (tsy mahay teny gasy) nandalo dia niverimberina teto..
30. fijo ( 26/02/2004 11:13)
solofo a,ny baiboly dia boky nosoratana ary amrina fa tantara notsongaina tao amin'ny faritra iray no nankalazaina.
ary hatramin'izao dia tsy mbola nahitra sisa(trace)ny fahamarinan'izay voalaza tao ny mpikaroka.ny antony dia satria zavatra tsy nisy ilay izy fa noforonina,ka ny mpino ihany no mino azy.
oh.sambofiaran'i noe.ahoana no hanangonanany ny karazam biby eran'izao tontolo izao.mba asio fisainana ilay izy fa toa lasa mampiomehy hoe dia hinoana daholo izay angano voalaza rehetra ao.
31. solofo ( 26/02/2004 12:24)
>Ny nandraisako ary namaliako ity loha-hevitra ity, dia satria, amiko, manaparitaka "ignorance" izany manindrahindra ny hanipahana ny siansa izany>
TSY manipaka ny siansa MIHITSY aho, fa ny theorie de l'evolution no manipaka izany. Araho tsara ny lojikan'ny ady hevitra hatrany am-boalohany.
>sambofiaran'i noe> Tsy afaka hanaporofo ny nampisy na tsia an'izany aho, fa mitombona kokoa (mitombona lavitra!!!) izany noho ny hoe efa taona aman'apitrisany maro ny nisian'ny aina teto ambonin'ny tany.
32. librepenseur ( 29/02/2004 20:49)
salama daholo e !

solofo> "L'inexplicable, c'est ce qui est provisoirement inexpliqué." Mbola ho avy aho hanazava aminao ny théorie de l'évolution sns fa ny baiboly aloha izao no tiako ho resahina : Tsy hivoana @ genesisy ny resako satria moa fiandohana no resaka eto.

"Genesisy 3:7 - Dia nahiratra ny mason’izy mivady, ka fantany fa mitanjaka izy ; ary nanjaitra ravin’aviavy izy, ka nataony sikina ho azy"
-> Fa angaha tsy hoe mahafaty akory ny fihinanana ilay voankazo voarara ? sa fahafatesana = fitanjahana ?
Aza raisina ho tsikera ny fanontaniako fa eritrereto sy halalino ny fahamarinany sy ny heviny !
33. solofo ( 29/02/2004 09:25)
Tsy maninona mihitsy na tsikera aza, fa tsy maintsy izany ny ady hevitra.
Dia izao ary: fa angaha moa i Adama sy Eva tsy efa maty?
34. jhouhlambout ( 29/02/2004 18:57)
Marina ny an'i Solofo, maty tokoa ry zareo tao aorian'ny fanandramana nataony. Fa midika izany, ary ,fa afaka nisafidy ny fiainana mandrakizay ny olona nefa naleony nakany @ fahafatesana...?
35. librepenseur ( 01/03/2004 18:00)
solofo>

Taorian'ny fihinanan-dry zareo ilay voankazo voarara no hanontaniako raha somary tsy azonao tsara ka nahatonga ilay hoe ...nanjary nahalala ny tsara sy ny ratsy !
36. solofo ( 02/03/2004 12:32)
Ka taorian'ny nihinanany ilay voankazo anie izy no maty eh!! Raha tsy nihinana an'iny izao izy dia mbola velona, ary mety ho nifanena taminao teny @ tohotoho-baton'Ambondrona.
37. librepenseur ( 02/03/2004 18:45)
solofo> Hatramin'izao dia Etre mortel (loi naturelle) ny olombelona rehetra. Ankoatr'izany, angaha tsy fantatrao koa moa fa mbola niteraka maro i Adam sy Eva ?
38. fijo ( 03/03/2004 11:59)
dia oe raha tsy nihinana an'io izany dia mbola velona foana?efa tsy finoana intsony izany rasolofo fa efa tena fahajambana mihintsy a.
39. solofo ( 05/03/2004 14:17)
>efa tsy finoana intsony izany rasolofo fa efa tena fahajambana mihintsy a. > tsy maninona fa jamba aho izany eh, fahajambana ary angamba mety tsy mahalaza azy fa mitadiava teny hafa henjakenjana kokoa!!
Nefa tandremo sao jamban'ny fanoherana sy fanendrikendrehana an'i JC ianao, tandremo fa gravy ny jamba an.
40. donemaskit ( 05/03/2004 19:28)
marina ny an'i Solofo, tsy destinés ho faty ny olombelona t@ Izy namorona an'i Adama sy Eva, tsy tokony "hiasa" akory aza...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0895