Mbola hino an'Andriamanitra ihany ve nareo raha toa ka....

41. solofo ( 02/03/2004 12:38)
Raha mazoto ianao dia hazavao amiko aloha ny evolution fa izaho ange mba mety mahazo ihany indraindray eh. Tena tsy siansa mihitsy no hitako raha vao hoe evolution fa tonga dia angano sy arira, nefa raha hazavainao dia hiezaka ny hahazo aho ka mety "hivoatra". Ka mba ampanenoy ary ilay lakolosy tsy tokana ho henoiko eh, misaotra.
42. librepenseur ( 02/03/2004 19:03)
solofo> Maro amin'ireo siantifika no milaza ny fihavian'ny olombelona. Misy milaza fa avy amin'ny sahona, trondro, gidro, sns... Ireo rehetra ireo raha atao bango tokana dia iray ihany fa ny époque de l'évolution no mety mahasamy hafa azy (averiko tsara hoe "mety" hoy aho) satria théories ireo (ilay angano tsy tianao). Ka tsy hampianatra dikan-teny aho, fa asa raha ny hevitry ny théorie dia midika fa angano sy arira aminao. Marihiko fa "théorie de l'évolution" no resaka fa tsy "évolution" tout court.
Ny détail rehetra mikasika izany dia tsy ho voazavako eto satria tsy ho antonona ity sehatra ity...Ny azoko lazaina aminao kosa dia izao: Tokony hanomboka hatrany ampiandohana (fihavian'izao tontolo izao) ny raisonnement rehetra fa manjary tsy mitohy. Tsy vaovao aminao angamba ny big-bang, ary mbola hanontany koa ianao hoe: avy aiza io ? ny havaliko anao dia manomboka eo daholo ny fikarohana ataon'ny rehetra tsy toa anao. Mba hametraka fanontaniana ihany anefa aho manoloana izany mba hisian'ny fieritreretana aminao manao hoe: inona ny ao avaratry tendron-tany avaratra ?
43. six ( 03/03/2004 20:32)
fa maninona ry psykatr ary no mbola anontaniana rehefa izany no hevitrao a!
44. psykatr ( 03/03/2004 18:50)
Satria ilaina foana ny mahafantatra ny hevitry ny sasany.
45. nenitiana ( 28/03/2004 17:35)
Ianareo rehetra samy manana ny filazanareo, fa raha izaho manokana aloha na inona na inona hitranga, na inona na inona ho vitan'ny olombelona, tsy hampiova ny finoako an'Andriamanitra izany rehetra izany, isaorako azy ny zava-bitan'ireo manam-pahaizana.
46. psykatr ( 29/03/2004 16:10)
zany izao hevitra tsara.....
47. xxx ( 29/03/2004 17:49)
Mino ny angatra sy ny vazimba ve ianao ary ny forongony rehetra.
48. psykatr ( 31/03/2004 18:34)
ao @ tetsy sy teroa jerena
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2947