Mbola hino an'Andriamanitra ihany ve nareo raha toa ka....

21. dolit ( 20/02/2004 09:59)
mbola vao olona anie ny vitantsika rakoto eh!
Docteur d'etat es science professeur emerite aza mbola tsy mahavaha hoe inona no manome ny 90% ny massen'ny univers eh!raha tsy diso aho mbola tsy misy mahita io !Mbola miandry Einstein vaovao izao tontolo izao!
Sady raha ohatra mafy raOlombelona dia mamorona zavatra à partir du vide izy(vide hoa ah)
Izao fotsiny eh misy mafy noho ny magicien ve raha hahavita mamorona ny misy miainga amin'ny tsy misy nefa ny magicien aza mbola mampiasa ny anaran'andriamanitra rehefa hipratique fa sao matin'ny devoly!
Hadalana fotsin'ny hoa ny miteny izany hoe andriamanitra tsy misy izany fa Planete mars aza tsy todindraOLombelona ka vao mainka hoe galaxieeny amin'ny 10²²²²² annéé lumieredia mbola aiza amin'io 10²²²²²²² io koa anefa no hahitana An'Andriamanitra!
Mino fotsiny ihany ry havana malala!
22. ari.malala ( 20/02/2004 10:30)
"Ny niandohan'izao tontolo izao(ary voaporofo mihintsy izany) dia ilay antsoina hoe: "BIG BANG""

Ka taiza no niandohan'io big bang io? ny zavatra rehetra anie tsy misy tongatonga hoazy izany fa nisy niandohany tao ê! ary ny momba ilay hoe naleony nandainga hoe tao Edena, zonao ny tsy mino fa ny tsy azonao atao kosa dia ny manaratsy be fahatany izay inoan'ny hafa. Mba fantaro ihany aloha izay tenenina alohan'ny hitenitenenana foana fa manjary manafintohina ny hafa kosa ianao.
23. ari.malala ( 20/02/2004 10:31)
"Ny niandohan'izao tontolo izao(ary voaporofo mihintsy izany) dia ilay antsoina hoe: "BIG BANG""

Ka taiza no niandohan'io big bang io? ny zavatra rehetra anie tsy misy tongatonga hoazy izany fa nisy niandohany tao ê! ary ny momba ilay hoe naleony nandainga hoe tao Edena, zonao ny tsy mino fa ny tsy azonao atao kosa dia ny manaratsy be fahatany izay inoan'ny hafa. Mba fantaro ihany aloha izay tenenina alohan'ny hitenitenenana foana fa manjary manafintohina ny hafa kosa ianao.
24. solofo ( 20/02/2004 12:49)
Ho an'i ari.malala. Avelao i psykatr hiteny fa aza tafintohina
2 izay lazainy. Izy aza mba mampalahelo ny ignorance-ny. Mivavaha ho azy fa raha Kristiana ianao dia adidinao izany.
Ho an'i psykatr, MYTHE (=lainga) izany BIG BANG izany ary TSY VOAPOROFO HOE MARINA sady VOAPOROFO HOE LAINGA. Betsaka ny media sy ny pseudo-scientists milaza an'izany. Vakio ny nosoratako mikasika ny theorie de l'evolution an'i Darwin. Raha manam-potoana ianao dia afaka mijery tsara @ FOMBA SIANTIFIKA ato:
http://www.drcarlbaugh.org
na
http://www.creationevidence.org
25. ari.malala ( 20/02/2004 13:12)
Misaotra an'i Solofo alo. Eny hivavaka ho azy tokoa aho mba hanehoan'Andriamanitra aminy ny Tenany ka hinoany.
26. ari.malala ( 20/02/2004 13:13)
Misaotra an'i Solofo alo. Eny hivavaka ho azy tokoa aho mba hanehoan'Andriamanitra aminy ny Tenany ka hinoany.
27. pitchou ( 21/02/2004 13:05)
izao hitantsika rehetra izao, dia nisy niandohany. ny zavatra tsy mbola voazavan'ny siansa dia apetraka ho postulat avokoa. fa na handalina sahala @ ahoana dia tsy midona @ ity postulat farany ity foana: misy Andriamanitra namorona izao tontolo izao. Ny fanazavan'ny baiboly tsy tokony ho raisina hoe tena io no marina, fa araka ny takatry ny olona nonina tany @ iny faritra atsinana sy afovoany atsinana t@ izany fotoana ihany koa, ary dia postulat ihany no niafaranay: misy Andriamanitra namorona izao tontolo izao.
KANEFA: Ny zavatra tiako atsipy @ ireo izay atao hoe "mpino" ary mifantoka @ baiboly dia ity. Tantara iray mipoitra sy mifantoka @ firenena iray no niandohan'ny baiboly fa tsy tantara mahasahana ny rehetra nisy eran'izao tontolo izao. Satria ireo firenena izay ataontsika hoe manana tradition millénaire dia hafa noho izay an'ireo firenena voatanisa ao ny fomba fiainany, ary misy mifanihitra mihitsy aza. Ao ve ohatra ianao mahita ny tantaran'i Chine sy Korea? ny tantaran'i Amérique latina? ny an'i Madagasikara? fa dia somary terena ho voafaoka ao daholo fotsiny.
28. solofo ( 21/02/2004 13:50)
Asa, raha diso aho lazao, fa hitako hoe "irrelevant" ny zavatra soratanao. Tsy hitako hoe aiza ny tianao hahatongavana @ hoe tsy voasahana ao @ Baiboly daholo ny firenena rehetra. Raha mitady ny tantaran'i Chine ianao, mandehana mankany @ firaketan-tsoratry ry zareo, mety manana tahirin-tsoratra antitra noho ny Baiboly (izay "vao" 3500 monja) izy, tena possible izany fa tsy laviko. Rana ny an'i Amerika Latina, mandehana mankany @ izay manam-pahaizana mikasina ny tantaran'ny Azteque, na Cherokee na asa...
29. psykatr ( 21/02/2004 16:44)
"MYTHE (=lainga) izany BIG BANG izany ary TSY VOAPOROFO HOE MARINA sady VOAPOROFO HOE LAINGA".

Alohan'ny itenenana an'izany dia mba:

http://perso.club-internet.fr/jac_leon/gravitation/article-francais/f-26.html

ALOHA dia ho hita eo izay mitombona sy tsy mitombona!!
30. hendry ( 21/02/2004 16:48)
Baiboly: olona no nanoratra azy, zay zavatra takatry ny sain´ny olona t@ zany araky ny voalazan´i pitchou no voasoratra ao.
Efa betsaka @ zao ny mpino ary kristianina be zao fa tsy mino baiboly. Mety hisy hiteny hoe contradictoire be zany satria mifototra @ baiboly ny resaka christianisme, tsy mandà zany aho nefa zay ny zava-misy. Mino ilay olona fa misy ny nahary ny tany sy ny lanitra sy ny zava-boaary rehetra, saingy tsy te hifototra @ baiboly izy noho ny zavatra maro voalaza ao nefa tsy voamarina tsara na tsy mifanaraka loatra @ fomba fisainany na tsy eken´ny sainy tsotra zao.
Raha mandinika koa sika dia ny ankamaroan´ny olona tsy mino ny baiboly matetika dia olona efa avy nandalina sy namakafaka ny baiboly ka nahita lesoka be na kely tao anatiny, na koa olona nahita rirany be na kely t@ resaka science na medecine.
Fehiny dia hoe: na hahavita dingana lehibe aza ny medicine, na tsy mety ho faty ntsony aza ny olombelona (zay mahakely finoana ahy ihany ny hisian´zany) dia mbola hisy foana zavatra tsy ho takatry ny sain´olombelona @ maha olombelona azy noho ny fisian´Andriamanitra.

31. solofo ( 21/02/2004 17:47)
>La théorie du big bang repose sur l'hypothèse que l'Univers se trouvait, il y a environ 15 milliards d'années, dans un état hyper-dense (plusieurs milliards de milliards de milliards de tonnes par cm3) >
Voalohany dia "theorie" ilay izy, ary an-koatr'izay dia mbola "hypothese" no niaingan'ilay theorie fa tsy fact na zavatra voaporofo.

>et qu'il aurait alors "explosé" à la suite de quoi il se serait "dispersé" et étendu
Eto dia conditionnel ny ampiasain'ny mpanoratra.
Ireo dia maneho ilay tapany voalohany hoe "TSY VOAPOROFO HOE MARINA"
Ilay entre parenthese hoe (si tant est que cela ait un sens !): Misy theorie iray koa, izay mbola tsy voaporofo hoe marina nefa efa ampiasain'ny siantifika hanaovana kajin'angovo, dia tsy inona fa ilay theorie-n'i Bohr mikasika ny representation atomique. Midika izany fa mahita hi-"apprehender"-na azy foana ny "physique actuelle" rehefa misy ilana ilay theorie ka POSSIBLE hitombina ilay izy, na mbola tsy voaporofo aza. Ka ilay fehezan-teny hoe " L'état de l'Univers avant le big bang ne peut être appréhendé par la physique actuelle car il échappe totalement à toute forme d'expérience (si tant est que cela ait un sens !). " amiko dia fialana pa fostiny.
Dia aleo tohizana ny resaka ny satria mbola nanao aho hoe "VOAPOROFO FA DISO"
Vakio ity, ary omeko any @ farany ny rohy nahitako azy:

"Several significant problems with the Big Bang theory immediately come to mind:

I. Where did all the material present in the Big Bang come from?

2. Why did the material suddenly explode?

3. Can an explosion bring about order?


Evolutionary scientists have left the answer to the first two of these questions as simply "UNKNOWN/' However, because of scientific experiment, the third question can be answered with an emphatic "NO."

It is an observable fact that the addition of certain types of energy, such as heat, always bring about disorder rather than structure. The evolutionary theory ignores this fact with the supposition of the Big Bang. By assigning approximately 12 to 15 billion years to the formation of the universe, the evolutionary theory masks the fact that the addition of chaotic energy always results in chaos. This time scale is based solely on the assumption that given enough time and a "steady addition of energy, it is possible for order to come about" (Peterson, 1990, p. 70). However, even with the addition of billions of years, the evolutionary theory continues to contradict the observable natural laws of nature.

The second law of thermodynamics holds that "all natural systems degenerate when left to themselves" (Taylor, 1995, p. 7). This means that without interceding factors, chemical compounds ultimately break apart into simpler materials, rather than increasing in complexity, Evolutionary scientists are clearly aware of the rigidity of this natural law, yet continue to maintain that by adding extreme amounts of time and energy to a single-celled organism, the formation of life occurred in opposition to the natural laws of the universe. The question now raised considers whether the simple addition of energy and time is enough to bring about life.


Take under consideration an organism in decay. A once living organism, such as a cell, will possess all the materials necessary for life even after it has died. Based on the theory of evolution, it would stand to reason that an organism could be regenerated after death by simply adding sufficient amounts of energy; but, this is not the case. Rather, the "internal organization [of a deceased organism] decreases" with the addition of energy (Taylor, 1995, p. 9). In fact, increasing energy levels speed up the decomposition process, explicitly contradicting the evolutionary train of thought.

It is clear to see that the Big Bang theory simply does not work. Even if evolutionists were able to answer questions concerning the origin of the Big Bang, they could not possibly dispute the very laws of nature that can be observed today.

References:

Peterson, Dennis R. Unlocking the Mysteries of Creation,. El Dorado: Creation Research Foundation, 1990.

Taylor, Paul S. Origins Answer Book. Gilbert: Eden Communications, 1995.
Jereo ity eto ambany ity dia kitiho ny hoe "Frequently asked questions" (ery @ ilay menu sisiny ankavia) fa misy resaka Big Bang ao (TSY Kristiana fa atheist ilay nanoratra an'io taloha, fa @ maha-jeolojista azy sy ny vokatry ny fikarohana nataony no nahalasa azy ho kristiana).
http://www.creationevidence.org/cemframes.html
32. ikaretsaka ( 23/02/2004 12:39)
io ry zanako dia izay mandalina ihany no vao mainka tafiditra lalina...
33. hendry ( 23/02/2004 11:33)
Zay anie hoa ilay lazaiko ry ikaretsaka e.
Koa raha zany tsy aleo miezaka mamantatra zay minimum tsy maintsy fantarina fotsiny mba tsy ahafahan´ny hafa manozongozona ny finoanao dia mionona @ zay. Dia mino dia miaina ilay finoana toa izay handalina dia hihitatra dia hilentika eo ny farany.
34. fijo ( 26/02/2004 11:15)
amiko dia tsotra e.mino aho rehefa misy mitantara amiko fa efa nahita an'izany andriamanitra izany.efa maty ny raiko,ary tena tia ahy izy,ka raha misy izany dia efa nilaza tamiko izy hoe efa hitany.saingy hatramin'izao dia mbola tsy nifanena foana izy roalahy.
35. six ( 26/02/2004 09:08)
za lou mino foana e, ary tsy misy idiran'ny maty amin'ny fiainan'ny velona, matoa ny olona maty dia efa izay aloha, raha izany anie maninona ary ny olona no mety maty raha samy izy ihany no lazainy hoe andriamaniny, hoatry ny tomobil io, ahoana mety maty, olona tsinona no nanamboatra azy, d raha hain'ny tomobil ve ny hanao ny tenany tsy ho faty intsony dia hametra-panontaniana ve izy hoe mbola hiantehitra amin'ny olona nga isika (hoy ny tombil)
dia sahala izany izy ity!

psykatr> fa angaha moa dia ny siansa ihany no eto an-tany, mbola misy ao ny zava-boahary rehetra, ny tany ny alina ny atoandro, ?
36. psykatr ( 26/02/2004 19:49)
Fa ny siansa no manazava ny fandehan'ireo zavatra rehetra ireo!
Ohatra: ny alina dia vokatry ny rotation de la Terre sur lui même(24h).
37. fijo ( 27/02/2004 20:53)
marina izany ry psykatr,
ary izao no lazaiko anareo mpino tsy tia siansa ireto.
rehefa marary ianareo.maninona raha mivavaka,fa tsy mankany amin'ny dokotera e.vavaka anie izany dia tokony ahasitrana anareo e.
38. jhouhlambout ( 27/02/2004 15:58)
Dé raha tsy sitrana dia midika ve fa tsy mamely io?
39. fijo ( 28/02/2004 10:12)
mazava hoazy,izaho raha mihinana fanafody ka tsy sitrana dia tsy mamely ilay fanafody amiko.
40. librepenseur ( 01/03/2004 09:22)
solofo, ari.malala>

Hono ho aho ! Moa ve rehefa théories scientifiques dia lazainareo hoe tsy mety sy tsy voaporofo daholo noho izany dia diso ? satria mifanipaka amin\'ny voalazan\'ny baiboly ? Na ity fomba hifandraisan-tsika (ordinateur) ity, na ny fiainan\'i zanak\'olombelona amin\'ny ankapobeny (médecine, motorisation, automatisation, sns...) dia tsy ho afa-misaraka amin\'ny antsoina hoe \"science\" ny olombelona satria tsy nivoatra mihitsy raha tsy izany. Ary ny science hafa toy ny (cosmologie, astrologie, paléonthologie, astrophysique, mystique, philosophie, sns..) angaha aminareo tsy mba afaka ny hivoatra velively ? tsy mba azonareo dinihina ve ny mety ho fahamarinan\'ireo ? sa iniana disoana izay voalazany satria tsy mifanaraka amin\'ny finoanareo ? sao dia mihaino lakolosy tokana ianareo ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5722