mpanampy

41. ikaretsaka ( 15/03/2004 13:09)
ny anay aloha ilay ambanivohitra ireny mihitsy o formena e.. fa tsy le sova be ireny koa aloha e.. ilay tsy mahay manendy atody akory
42. ikaretsaka ( 15/03/2004 13:10)
ny anay aloha ilay ambanivohitra ireny mihitsy o formena e.. fa tsy le sova be ireny koa aloha e.. ilay tsy mahay manendy atody akory
43. rfanjav ( 17/03/2004 19:12)
Marina fa tsy mety ny manalika,

nefa ilay mpanampy na inona ataonao rehefa tsy hanjary izy izay dia tsy hanjary, ianao indray aza no alikainy raha miseho manambitamby azy eo !

Le mi-former an'ireny avy any ambanivohitra ireny koa mandreraka b ihany, sasatra ianao manoro fa ny azy ihany no ataony !

44. kitjo ( 17/03/2004 11:41)
k izy ange mbol atsy manana ny azy e,inona ary no hainy avy any fa vao ampianarina mitsy, fa l eefa niasa reny no miseho milay ko,
45. ikaretsaka ( 17/03/2004 18:42)
ie.. dia ilay heo ohatran zao zay tany @ patron anay taloha.. ko raha ohatran zany naninona no nial atany?
46. ikaretsaka ( 06/04/2004 04:18)
tany am patron anay taloha ohatran zao sy zao.. mahagaga tokao nefa raha izany naninonatsy nijanona tany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.09