Dia nino tokoa

21. ikaretsaka ( 23/02/2004 11:04)
de tondra tongolo inona koa sy ravitseva hono rehefa mandalo alohana fasambazimba de tsy henjehany
22. ikaretsaka ( 23/02/2004 11:04)
de tondra tongolo inona koa sy ravitseva hono rehefa mandalo alohana fasambazimba de tsy henjehany
23. aladin ( 24/02/2004 09:56)
ary ny raha mamono fangarake de lasa kely andilana ny zanakao rehafa hiteraka ianao?nga adinonareo?
24. lanto ( 03/03/2004 12:55)
Tena ninoako daholo koa ny ankamaroan'ireo voalazanareo ireo, indrindra fa le vatokely ambany lela (mbola nataoko na dia efa lehibe aza ) sy ilay mamaofy ravina (iny indray t@ mbola kely).
Ary le valala kely maintsomaintso ireny ? tsy azo samborina hono fa mahavery zandry ! Ny mipetraka ambony laona (mivadika) mahasasa-poana (indrindra ho an'ny bevohoka). Ary ny mandoro zava-maitso mahafaty inona teo angaha.....
25. lanto ( 03/03/2004 12:55)
Tena ninoako daholo koa ny ankamaroan'ireo voalazanareo ireo, indrindra fa le vatokely ambany lela (mbola nataoko na dia efa lehibe aza ) sy ilay mamaofy ravina (iny indray t@ mbola kely).
Ary le valala kely maintsomaintso ireny ? tsy azo samborina hono fa mahavery zandry ! Ny mipetraka ambony laona (mivadika) mahasasa-poana (indrindra ho an'ny bevohoka). Ary ny mandoro zava-maitso mahafaty inona teo angaha.....
26. six ( 03/03/2004 13:10)
sy ilay manondro fasana amin'ny fanondro?
d ilay maka voninkazo, d hoe ti a izy, ts ti a izy, nefa mbola tsy nikôty akoury
27. ikaretsaka ( 16/03/2004 13:51)
ary ilay hoe rehefa lava hatreto dia mahazo manao sipa.. kanjo lasa lava loatra noho ilay hatreto
28. ikaretsaka ( 20/04/2004 22:51)
ary ilay minana ilay hoditra @ hodin'akoho dia hoe mampaditra?
29. hery ( 21/04/2004 10:42)
Dia misy koa ny hoe rehefa poritra be iny (any ambanivohitra ity ry zareo) dia fatorana amin'ny bozaka ny akihiben-tongotra dia maharitra be.
no comment an
30. booboo ( 21/04/2004 12:13)
mamonjy sasak'alina tany ambanivohitra dé rehefa mody dé mihazakazaka fôna fa mivoaka dôl ny vorondolo tsinona de oe ao an'anona ao ny pams fa modia haingana !
31. ikaretsaka ( 21/04/2004 19:29)
dia ilay manjono koa ka mahazo amalona hono @ iny fintana iny dia poprtew bonheur ilay lelampitana dia tehirizaina ery
32. ari.malala ( 22/04/2004 13:59)
tsy haikona mitombina na tsia fa ny manao sakamalao am-paosy hono mahasampona ny rantsan-jaza raha bevoka, d ny manika famaky maha sima, d ny mipetraka am-baravarana hono mampitokon-jaza an-kibo, d ny misikina mampisadika tadim-poitran-jaza... bdb ny nasaina nofadiako t@ za bevoka...
33. booboo ( 22/04/2004 16:26)
raha ireny mpianatra Malagasy eny Ankatso ireny no hanontaninao izao dé mitombona be ny havaliny anao !
34. fijo ( 22/04/2004 20:17)
hoe ahoana hono?
35. hendry ( 23/04/2004 15:09)
-tsy azo atao mitodika miantsimo ny fandriana .
-tsy mahazo miresaka pams rehefa alakamisy fa mampasiaka azy.
-tsy mahazo mipetraka ambony laona raha mbola tsy niteraka fa momba.

36. hendry ( 23/04/2004 15:10)
Eny @ iny lalan´i Mahajanga iny mbola misy hatr@ zao, manipy vola rehefa mandalo ambonin´ny tetezana mba hahazo soa.
37. ikaretsaka ( 23/04/2004 22:41)
ary ilay mampirehitra jiro sy manala satroka ary @ tetezana ary ambohimandroso?
38. ikaretsaka ( 28/04/2004 03:17)
inona tokoa ny anton'iny e>
39. hendry ( 28/04/2004 13:06)
Raha vao tonga voalohany ao Mahajanga hono dia ts ymaintsy mihodidina im-pito @ ilay baobab be io ary milelaka azy.
40. ikaretsaka ( 28/04/2004 20:28)
za in 1 de nodakaiko ilay izy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1318