Dia nino tokoa

41. jhouhlambout ( 29/04/2004 06:25)
de ahoana?
42. booboo ( 29/04/2004 12:20)
hihihi
43. ikaretsaka ( 29/04/2004 13:26)
de ahoana ka ahoana fa ity za mbola eto ihany ko nodakako hoe poakaty ve sa ahoana sady nandinika ilay raviny za
44. jhouhlambout ( 29/04/2004 14:15)
hihihihi
45. fijo ( 29/04/2004 22:01)
dia nihozona ve le
46. ikaretsaka ( 06/05/2004 23:22)
hafa indray ny an'ialahy iny.. ny ahy nofakafakaiko hijerena hoe poakatsy ve itony na hoe ahoana ny hamafiny
47. clarys ( 07/05/2004 08:30)
mbola tsy hitan'lisany le hoe tam bôlakely dé tsy mahazo mitsikilo vevavy. Fady hono. Hay tena marina le izay letia. Mamparary maso tokoa an !
48. hendry ( 07/05/2004 17:40)
hahaha, sao dia tsy maso no narary?
49. ikaretsaka ( 16/11/2004 03:55)
oay le
50. fijo ( 16/11/2004 22:42)
:-D :-D :-D tena ny maso ve no narary sa ny pataloha no lasa tery?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1768