Ty vao tena resadehilahy...
41. ikaretsaka
(
10/03/2004 09:26)
aty ange lety tena soratana daholo ny rehetra ry fijo e.. tany las vegas aza aho nahita contrat de mariage hoe tsy maintsy manao string maintyrakalavavy rehefa miaraka @ vadiny
45. fijo
(
12/03/2004 09:19)
any us letsy ny lalana dia sadasada manantsoratra an.ary ny loza dia ny vola no mibaiko."afffaire Rodney king"oh iza koa moa ilay panao base ball iny ?
