Ty vao tena resadehilahy...

21. ccool ( 21/02/2004 19:27)
aleo alou hihangona ao ihany fa rehefa tralala milay b sady reven'ny sipa mitsy lay izy rehefa enony niforitika tsara ao anatiny ao an,mahereza e
22. hendry ( 23/02/2004 10:45)
resa-dehilahy marina LOL, tsy ahitako rirany. Diso adiresy aho fa azafady.
23. vegas ( 23/02/2004 16:52)
ôtrany kianiko kely ra-ccool amin' ilay oe aleo hiangona ao. Reven'ny sipa aloha lé mifritika be ao anatiny iny e, ekeko tsy asiko resaka bobak. Fa saingy zao nge ry papa e: refa feno be iny de mora mivôka tsy araky ny tokony ho izy lol. Sa aona ozy i toi? Mety mahafritika tsara sady mahakotsa azy tanteraka i papa fa saingy oe tamin'lé vao nitsofoka iny hahaahahah. Aleo iany aloha tsy fenoina ka!!!
24. petale ( 24/02/2004 11:09)
mbo mianara ry reto siansa, ary enaro tsara ny vatanareo an! Tsy ao anatin'ny bourse no "miandrona" ny sperm fa any amin'ny kitapo kely amin'iny lalany iny ihany...ny bourse mamokatra avy de mamoka izay vokatra izay fa tsy mitahiry , ka raha tsy lasa amin'ilay "acte", de miandrona ao anatin'ilay kitapo kely...ary rehefa feno izy io de mivoka ho azy amy fomba natoraly, ohatra hoé ....manonofy "zavatra milay bé" le zalahy de lasa....
ary tsy misy koa izany hoé raha tsy mananona elabé izany dé mitohona na miakatra any amin'ny loha...hoy ny dokoterako izay hoé: mba atoroy azy hono ny canal hiakaran'iny zavatra iny any amin'ny atidoha, fa tsy mba nampianarana azy tany amin'ny oniversité ny fisian'izany....
isaky ny 70 h ny voniny iray no mamokatra spermato vaovao, ka de raha tianao ny en forme de elanelano 70 h ny acte 2, ka na isaky ny 70 h aza enao mananona fona de vao maika tsara satria tsy misy ny "miandronandrona" no sady maharaka tsara ny vatana é!
mazotoa...
PS: mety efa be voniny angamba ny namana na koa ny saina no efa lasan'ilay hoé "ela tsy nanao purge" LOL!
25. lema ( 24/02/2004 12:48)
merçi petale
26. fijo ( 25/02/2004 10:18)
dia aleo indray izany i petale no ampianatra antsika lehilahy e.
27. vegas ( 25/02/2004 10:56)
petale> ôtrany misy kianiko kely ny tenindrangà fa miala tsiny. 70h ngamba oe no ahaforonana spz iray fa tsy oe isaky ny 70h no mamorona spz ny vôniny. Lay spz nefa tsy anakiray fa amantapitrisany maro, dikany: misy ny vao miforona, misy ny efa vita, ary misy ny efa mifritika. Permanent io ry papa ny fahazoako azy fa tsy oe isaky ny 70h vao tsaratsara kokoa ra manao an. Zay ny eritreritro aloha fa mety diso io fa tsy koi. Aona letsy no elanelaniko telo andro ny revy kle? lol tsy tafa zany.
28. petale ( 25/02/2004 11:23)
aleo azavaiko aminao ary: misy stade be dé bé andalovan'ilay cellule vao lasa spz izy, ka ny durée n'iny stade iny no 70h. Marina voalazanao io hoe misy efa lasa misy vao miforona misy ny efa ho vita, fa saingy mila 70h vao tena toa ny cellule iray lasa spz...ka tena mety kokoa , ary araky ny vatana kokoa raha manaraka izay koa ny famoahana ireo spz é!
azonao amin'izay ????? sur amin'izay fa tsy lany bala enao...manjary bala blanc mantsy no mivoka eo...LOL!
sady aza diso be rythme lotra fa matsiro kokoa anie ny zavatra anina tsindraindray é!
toro hevitra kely: aleo mahalakalana nefa tena atao mahitra elbbbbbbbbéééééé isaky ny mihinana é! LOL!
enao ndray zany mba valiko hoé: izay le izy ry mama an.....
29. fijo ( 26/02/2004 09:19)
petale a,izany hoe manao indray mandeha fotsiny androany dia hafaka telo andro indray ve?
30. vegas ( 26/02/2004 10:59)
Isaky ny adin'ny firy aza no mba mahazo manao e? Aleo mba hiady varotra aminla kely fa otrany tsy vita zany 3 andro hitogah fotsiny zany.
31. fijo ( 26/02/2004 19:35)
hoatry ny marina letsy io lazain'ialahy io le.telo andro ve?sao tsy mety ry petale a.
32. vegas ( 27/02/2004 13:45)
sady ny jôba tsy mila kôfa mangatakandro zany sa aona ry fijo? aona ny fomba itenana amin'ny jôba oe ôka alou chérie fa mbola misy 2 andro sisa a!hihihi divôrsa miôdiôdy ngamba klé. lol
33. fijo ( 27/02/2004 19:51)
izay kosa aloha dia tena tsy sangy fa tena zavatra marina e.ilaozany eo ialahy.
34. vegas ( 28/02/2004 10:22)
tena kôzy nge zany e! alaivo antsaina oe ny vadin'la miteny anla oe isaky ny 3 andro iany vao tokony hanao nareo mitsamm. Dé mba aôna ny reaction anla amizany? mitanondrika sady miteny rery ngamba ô?hihihi
35. ikaretsaka ( 29/02/2004 18:10)
nga asina condition zany izy io ry begas.. angaha tsy au naturel ?
36. fijo ( 02/03/2004 10:10)
o letia ry karetsaka a,any aminareo any US any no tena gaigy amin'io condition io.efa nahita contrat de mariage US aho taty ary dia voasoratra mazava ao fa tsy mahazo mihoatra ny indroa isan kerinandro ny firaisana.
37. vegas ( 04/03/2004 15:55)
inona no mety antony ry fijo? gravy iany nge zany e
38. fijo ( 05/03/2004 10:18)
ka ny andry zareo dia efa voasoratra ao daholo ny hatao rehetra.misy aza contrat a duré limité renouvelable.tena resaka gaigy be.nefa dia eken'ny lalana any.
ny antony tsy haiko fa dia izay no nifanarahan'izy roa e.
39. six ( 05/03/2004 13:49)
ka lasa entreprise nge le tokan-trano amin'izay e, d tsy maintsy hoe m-mas.. ihany le kofa raha tsy mahatanty!!!!!!!!!!!!!!
40. fijo ( 09/03/2004 11:11)
izay ny any ary ko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1863