Tsy mirevy bandy mianahana ny sipa!

21. kally ( 20/02/2004 16:24)
Ka io ry ccool na tia be ohatry ny inona rehefa mihanahana dia manjahatra foana ,sady ny olona mihanahana anie @ fiainany iray manontolo mihitsy no voa e!mihanahana dia lasan'ny sasany ny toerany any am-piasana,mihanahana dia ambakain'ny olona,dia leo ny sipany fa na mba manao izay mety aza ny zavavy,ny andaniny mihanahana ka herimpo very maina ny ezaky ny ankilany,aiza izy no tsy handeha hitady kingakinga saina kokoa?
22. hendry ( 21/02/2004 15:21)
Ny fandraisako an´ilay mihanahana @ maha eto @ sehatry ny fitiavana azy dia hoe: tsy sahy mi aborder sipa, sa tsy zany ve?
Misy manko ohatra lehilahy na dia efa miaraka herinandro @ sipany aza dia tsy sahy manoroka voalohany fa asa na miandry inona. Indraindra ny vehivavy efa te hi.... dia ohatran´ny mba oainina ihany raha ny tena vehivavy no hanao 1er pas nefa ilay bandy kanosa be sy mihanahana. Eo ihany ny henatra fa ao koa ny tahotra sao tsy ho eken´ilay sipa ve sa sao oainin´ilay sipa raha tsy mahay? Ny sipa experte matetika no tsy tia bandy mihanahana ohatr´zany na koa ilay sipa sambany vao mba... dia efa dodona sy maika hanandrana ny tsy mbola fahita nefa ilay iray tsy hita be ihany hoe miandry inona.
23. six ( 24/02/2004 18:58)
ary enao tena hendry an! marina mintsy zany, le izy mantsy hoe ny lehilahy alohan'ny vavy d tokony ho izany mintsy;
24. fijo ( 25/02/2004 11:19)
hendry hay kosa ny anao herinandro dia efa tokony mijajam.milay raha izay ka,mba tanty ihany.
25. ccool ( 25/02/2004 19:31)
aza mba mianahana zany ry zala fa kotio dol zay ita less sy mahafinaritra d rehefa mahazo d mihonona sy tazomy tsara .za alou efa fay e,d mihezaka ny tsy ho tratyra tsony .
26. fijo ( 26/02/2004 09:43)
izay,hiarahana daholo aloha,fa misafidy avy eo
27. six ( 03/03/2004 18:14)
d ze tena mrevy kou e
28. fijo ( 10/03/2004 11:14)
izay tena ilaina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.333