Tsy mirevy bandy mianahana ny sipa!
1. vegas
(
13/02/2004 09:31)
Marina ve io ry zareo? inona ny antony ra tena marina tokotrany?
novalian'i fijo ny 10/03/2004 11:14
3. kally
(
13/02/2004 16:18)
Eny tokoa ho'a,inona ilay hoe mihanahana.
Eny e!toa mahakamo ihany ny hiaraka amin'olona tsy kingakinga saina sy tsy mahay mitsikaraka .Ka olona hidonendrina be eo foana kosa ary atao inona?Ny fiarahana anie ny fiainana iray manontolo no tsinjovina ka raha olona ho taritina lava toa sarotra ihany.
Eny e!toa mahakamo ihany ny hiaraka amin'olona tsy kingakinga saina sy tsy mahay mitsikaraka .Ka olona hidonendrina be eo foana kosa ary atao inona?Ny fiarahana anie ny fiainana iray manontolo no tsinjovina ka raha olona ho taritina lava toa sarotra ihany.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kally ny 14/02/2004 04:18
4. vegas
(
13/02/2004 16:28)
Tsy itako zay anazavana anilay mianahana. Ngamba mitaraikiraiky ohatra e. Sady tsy rapide no tsy efficace...
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/vegas ny 14/02/2004 04:28
8. vegas
(
14/02/2004 12:49)
Medameda zoky a!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/vegas ny 14/02/2004 12:49
9. ikaretsaka
(
14/02/2004 18:05)
de meda koa ve rehefa mitsaokalentika... ireny az ano tsara fa elaela vao... ko
10. ikaretsaka
(
14/02/2004 18:06)
de meda koa ve rehefa mitsaokalentika... ireny az ano tsara fa elaela vao... ko
12. lema
(
14/02/2004 13:34)
ny olona rehetra dia samy manan ny tandrifiny avokoa.ny olona samy mafy loha tsy ho tafaraka mitsy ny olona samy mihanahana koa .............
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 15/02/2004 01:34
13. poupounesana
(
16/02/2004 11:40)
ie tena marina le voalazan' lema. sady ce sont les contraires qui s'attirent ange. mialatsiny @nareo zay pelaka
14. vegas
(
16/02/2004 18:33)
hihihi! ary ho anireo zé lesbô nga tsy ialanao tsiny? kobo njay annn!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/vegas ny 17/02/2004 06:33
15. fijo
(
17/02/2004 10:29)
ary raha ilay mody mihanahana,nefa ary ambadika fosa.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 17/02/2004 10:29
16. isrine
(
17/02/2004 14:14)
raha ny sahalaa hy de tsy mirevy bandy mihanahana, hita na @ endriny ivelany anie ny bandy mihanahana. aleo ialana-pa izay mihanahana fa mandreraka!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/isrine ny 18/02/2004 02:14
17. fijo
(
18/02/2004 20:31)
misy mody mianahana fotsiny,fa gaigy be ary ambadika
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 18/02/2004 08:31
18. ccool
(
19/02/2004 10:31)
terna marina mitsy zany fa tsy mirevy bandy mihanahana ny sipa,za badolahy ity tena efa tratra an'zany e.grave d ry zala fa mba mihetsiketse a,aza laozana mitongizina eo ambony seza fotsiny fa taitairo lay zavatra e,d bonne chance dol dol,
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/ccool ny 19/02/2004 22:31
19. fijo
(
20/02/2004 09:52)
mihanahana amin'inona moa izany anefa e.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 20/02/2004 09:52
20. ccool
(
20/02/2004 12:00)
@ rehetra less a,raha vo mihanahana ela d lasan'ny saka ny trondro nefa raha taitaitra ela d lasa ny trondro,.....milay systeme complexe io zavatra io,mankarary andou nbdraindray nefa zany ny fiainana e,efferalgant sy paracetamol d ok.Reste cool et cherit ton amour,c-est tout,ne cherche pas midi a 14 heures,t'auras la migraine
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/ccool ny 21/02/2004 00:00