Raha vao dila ny 20 taona...
41. princianique
(
12/03/2004 19:08)
tsy marina kosa zany hoe dila ny 20 taona zany e! raha hendry ianao, ka nanaja tena dia misy maka eo foana ny vehivavy ary mahazo koa ny lehilahy.
46. kitjo
(
19/03/2004 17:04)
marina ny an'i ikaretsaka,ihihihihmaka tahaka formule an,hhmmm
eny e,samy marina re e
eny e,samy marina re e
47. fiera
(
22/03/2004 15:14)
Raha vao dila ny 20 taona dia: Voafehin'ny tontolon'ny asa indray, na ny fieritreretana ny fahalehibeazana mananontanona, ka ny fotoana ahafahana mifanerasera amin'ny olona efa vitsy, ary koa ny laharam-pahamehana ( vady, tokantrano,..) tonga dia manery hany ka tsy manana fahafahana mieritreritra firy intsony.Raha vao misy zavatra mitranga dia efa tsy "revirevy" intsony fa tonga dia zavatra ho "matotra " be no mibahana ao an-tsaina voalohany.
48. pitchou
(
22/03/2004 17:19)
kay! vao 20 taona v d efa ho bloqué ny saina tsy gravy be? eo vao manomboka ny fiainana ko! sady efa manana liberté!
49. pitchou
(
23/03/2004 16:37)
fampijaliantena inona ramaso? ngah raha manao fiainana satria tsy mbola mieritreritra vady à 2O ans de mijaly?
