ny fitiavana olona 2 samy hafa

21. ikaretsaka ( 14/02/2004 18:42)
andramo aloha ramazkita zay vao miteny an..
22. donemaskit ( 14/02/2004 10:41)
fa diso nga io noteneniko io ?
23. lema ( 14/02/2004 13:01)
mbola olona anakiray ihany zao no fantatro fa nahavita an'izanydé i "rajesosy"
24. donemaskit ( 14/02/2004 13:38)
sy ny Apostoly...
25. fijo ( 17/02/2004 10:44)
resaka izany fa ny tena aloha vao ny hafa.raha samy noana ialahy isany,ialahy aloha,vao izy.
26. ari.malala ( 17/02/2004 09:07)
valala iray aza ifanapahana kosa ê! samy mba mihinana kely eo.
27. fijo ( 18/02/2004 20:40)
mbola tsy eo amin'ilay tsy maintsy hisafidianana izany ry malala a.
28. xxx ( 18/02/2004 11:23)
Za efa manana olon-tiana,mifakatia tsara izahay sady miadana .Fa ity oa no magaga ana ,misy bandy zay itako ho 5 taona lasa izay:nifananiany fotsiny izahay dia nosarahin'ny toerana dia tapaka ny fifaneraserana .Fa na andro na alina tsy mety afaka ato andoako izy ,anefa zahay efa samy nanohy ny fiainayavy.Ny bandy miaraka amiko tiako an!!fa zay ray zay hafa ary tena mavesatra ato ampoko.
Nareo ve manana sentiment otra ana izany sa za mihintsy no.....tiako ho fantatra raha misy manana izany sy ny hevitrareo momba io.
29. fijo ( 19/02/2004 09:07)
itanao amin'io fa hafaka mitia olona roa tsara isika.
30. six ( 02/03/2004 12:25)
ka ny fitiavana raha tsy ampy nge tsy maintsy ampiana e!
31. fijo ( 03/03/2004 09:39)
voalaza izay ny marina
32. minda ( 04/04/2004 10:01)
rehefa ataonao zay mahafa -po azy de tsy mampirafy zany izy e!
fa zao ko aza saro-piaro zany rehefa mbola tsy vita marriage satria tsy natokana ho anao irery iny raha tsy vita mariazy nareo de zay alo e!
33. jhouhlambout ( 08/04/2004 07:26)
dé midika vé izany fa azo atao izay rehetra mety atao alohan'ny mariazy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2709