ny fitiavana olona 2 samy hafa

1. naps ( 11/02/2004 19:54)
"misy ve ny fitiavana ra mitia olona miotra ny iray"
2. xxx ( 11/02/2004 20:42)
fa aona no tsy hisy sady milay miala @ mahazatra ko hehehehe!!!!
3. xxx ( 11/02/2004 10:45)
Andramo aloha dia rahefa hitanao fa tsy araky ny volanao sy ny hozatrao dia hajanony.
4. xxx ( 11/02/2004 10:58)
tsy mety alo zany ra za!satry aveo tsy hitanao tsony ny tena marina ary aveo enao ihany no harary fo@zany eo!
5. rinakely1 ( 11/02/2004 12:34)
mampirafy foana lé lélà tsy mety miova mitsy!
misy izy rah toa enao tsy mampirafy!
6. ari.malala ( 11/02/2004 12:44)
Miankina @ le fitiavana io ka! raha samy sipanao dia tsy misy ny fitiavana. Raha raisina ny cas ny mpivady sy ny zanaka dia tena misy tokoa, ny fitiavana ny vady fitiavana hafa, ny fitiavana ny zanaka fitiavana hafa manana ny taranjany koa, ka arakaraky ny circonstance io, sy ny antsoinao koa hoe fitiavana.
7. xxx ( 11/02/2004 13:35)
Izaho koa dia mba nanontany tena ny @ io hoe fitiavana ve raha mitia olona 2 samy hafa. Dia ny mbola tiako hanontaniana manaraka koa dia ny hoe tena fitiavana ve raha ohatra nitsahatra taty aoriana ilay fo nitempo ho an'iny olona iny. Sa ny maharitra mandrakizay ihany no tena fitiavana ? Mba valio raha misy hevitra.
8. fijo ( 12/02/2004 10:01)
mety ary samy fitiavana daholo ireo ka.tsy misy olana mihintsy.
9. xxx ( 12/02/2004 11:28)
Tsy mety fa ra hoatra ianao ka te hiaraka amin'olona 2 na 3 na 4 na 5 na 6 na 7 na 8 na 9 na 10 an tsy haiko heo firy dia ataovy ka raha ohatra ka mety sy milamyna tsara di teneno ny tenako fa tonga koa dia hoataoko tsy misy atakan-dro mihintsy!
10. kitjo ( 12/02/2004 15:21)
ny mety aloha matoa misy manao d mety fa tsy mitovy ary tsy hitovy mitsy ny fitiavana ireo olona 2 na 3 na 4.....ireo.
Fa ny fo ray ihany dia iray iany no tena tiana fa ny iray zavatra hafa na tsy tsapan ilay mpitia aza.
Ary raha ianao indray no mba doubler-n olona oh zany moa?
11. lema ( 12/02/2004 10:52)
tena mety zany fa mila fahazarana fotsiny.misy bandy zao manana sipa anakiroa efa tena anambady ary izy dia tsy maintsy ho adaboka ny anankiray nefa tena very evitra tanteraka ranamana.dikan'izany mitovitovy ny fitiavany an'izy roa.
12. ikaretsaka ( 12/02/2004 13:54)
arakaraka ny fiainana indray ny fahitako an'io ko.. misy faly @ 1.. misy na 1000 aza mbol amitady ihany izy
13. donemaskit ( 12/02/2004 18:43)
dia fitiavana ve no hiantsoanareo an'zany ?
14. fijo ( 13/02/2004 20:49)
fa inona indray radone no ilazana izany.
15. kally ( 13/02/2004 20:31)
hainareo moa ilay hiran'i Zoely hoe :"samy mahafinaritra ahy ianareo roa lahy kanefa izany tsy azoko tenenina....
Ianao tia mipetrapetraka,bonaika tsara fanahy; izy tia miresadresaka,manao izay mahafalifaly ahy..."
Tsy haiko aloha e!ny hevitro manaitra anao izy roa fa tsy misy tianao na iray aza.
16. ari.malala ( 13/02/2004 11:41)
Ny tena fitiavana alo d maharitra mandrakizay ê! "tsy misy manam-pitiavana lehibe mihoatra noho izay mahafoy ny ainy ho an'ny olon-tiany."
17. jhouhlambout ( 13/02/2004 18:09)
Ka rehefa tonga eo @ fotoana hanafoizana ny ainy dia aleony mitsoaka...\"mamy ny miaina\"
Plus facile à dire qu\'à faire zany!
18. donemaskit ( 13/02/2004 19:58)
fa possible foana rehefa tena tia...
19. ikaretsaka ( 14/02/2004 18:41)
andramo aloha ramazkita zay vao miteny an..
20. ikaretsaka ( 14/02/2004 18:42)
andramo aloha ramazkita zay vao miteny an..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3838