GROUPEN'NY MPITSAOKALENTIKA

41. voahary ( 25/02/2004 19:23)
tena efa nijery aho fa tena tsy nahita ny dikan'ilay hoe pitsolentika
maninona kay raha hazavaina e
42. fijo ( 26/02/2004 09:52)
voahary a.rehefa maninona no mitsaoka dia milentika?
43. voahary ( 26/02/2004 19:16)
mitsaoka : mandohalika
milentika : milentika any atay rano
manao ankiletika e.. je ne vois tjs pas le rapport......
hazavao fa tena mahakamo e
44. fijo ( 27/02/2004 20:20)
ianao koa mila zavatra be.mandroso miemotra indray ary e.
45. xxx ( 08/03/2004 09:22)
ktsôf ktsôf...
46. fijo ( 10/03/2004 11:06)
hainy kosa amin'izay angamba ka.sa mila ohatra mivantana kosa?
47. xxx ( 17/03/2004 09:44)
ary ny pelaka ve mahazo miditra sa tsy sahy nareo..sady basy basy iahny ny aty ee.....za ti divo trop b,fa zay tratrako d manderaha e...
d ahona sahy sa tsy sahy e...tsokalentika avy any aoriana zany e
48. fijo ( 18/03/2004 10:58)
midira dia samy ianareo ihany ka.tsy mifanadala isika.tsy misy olana mihintsy.
49. bice ( 18/03/2004 18:54)
ka raha mbo mitady divo virj kosa le pelaka v d tsy omen`la nen`la ra fijo?
sa misy olla hafa mahasaky ato

Ny ahy kosa klou tsy omeko e
50. fijo ( 19/03/2004 09:54)
ny an'ialahy homena fa za aleoko ihany mitsaokalentika ka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1523