GROUPEN'NY MPITSAOKALENTIKA
25. lema
(
14/02/2004 13:03)
néna lé tsy miboaka mitifitra no tiko.eny ary fa zay laninin'ny fikambanana zany e!
26. tagore
(
16/02/2004 11:01)
fa angaha tsy maintsy hahalala izao vaombolam-pitiavana rahatra izao e?Marina ny an'i tenio na izaho aza tsy mahalala ny atao hoe mitsaokalentika ,mba hazavao fa tena liana aho maika ny hirotsaka sy hilentika na andetika!!!!!!!
27. fijo
(
17/02/2004 10:58)
ka efa hoe jereo ary amin'ny voam bolam pitiavana aloha ny vocab rehetra.ny sekretera izany dia mandray ny anaran'ny mpikambana,sy mandrindra ny hetsika atao.izaho mijery sy manaramaso ny hetsika rehetra.ary araky ny fomba mahazatra sy tsy hita izay maharatsy azy hatramin'izao dia ny sekretera vadikelin'ny prezida.
28. kally
(
18/02/2004 09:50)
Io ihany no tsy mampandeha an'ity zavatra ity,ny sekretera vadikelin'ny prezida amin'ny ahoana?Aoka aloha fa misy zavatra tsy mazava,tsilovy kely ry Lema sy Ikaretsaka ato amin'i Fijo ato fa misy resaka maizina @andro mazava a!
29. fijo
(
18/02/2004 16:42)
ah,ah,ah,fa ahoana ary.izay ilay fandehany ko.birao mifanila izay mafana fisitriana e
30. kally
(
18/02/2004 16:07)
Raha izany sty hisy zaza vita eto dray zava-bita manko e! tsy hisy zava-bita eto ry Fijo fa aleo atomboka ny fandrindrana ny hetsika,mandehana aloha manangona mpikambana vehivavy fa toa tsy ampy vehivavy ato izany,Rinakely izao elaela tsy hita,Isrine mbola tsy tratr'antso,Pitchou aiza?
31. fijo
(
19/02/2004 09:12)
rinakely natelin'ny ririnina e.i pitchou izao mbola demarchéna.mafimafy loha izay mantsy izy.bibiche koa mbola antsoina.kitjo koa handefasana antso.mbola be ny asa e.
37. hendry
(
20/02/2004 15:13)
Zay zany ilay hoe eo sika mahita izy. Voatsangana ny birao iny dia inona ny manaraka???
Arosoy ary zay azo aroso e, mba liana te hahalala zay suite-ny aho.
Arosoy ary zay azo aroso e, mba liana te hahalala zay suite-ny aho.
