poesia mampihomehy

41. nananie ( 26/03/2004 15:02)
Ary le we
ouai ouai ouai n.............. le voay
loza loza loza n.............. le foza!
42. nananie ( 26/03/2004 15:07)
ra osy jamba ô ra osy jamba
manin moa?
43. ikaretsaka ( 27/03/2004 18:37)
ary le hoe
ze meme de adala o
miara mandrora amin'ny tany dahoo
44. nananie ( 29/03/2004 19:18)
ô tsy haiko ndray zay!
45. ralipo ( 02/04/2004 21:20)
ra osy jamba
raha mahita enaou o
savasavao re ny làlàna o
fantapataro ny anarana o
1 2 3
46. ralipo ( 02/04/2004 21:29)
raha misy manome
zavatra ho anao
kinga miteny hoe
sady izay indray
asiana bigoudie
ze azo no andrandraina
fisaorana no atao
ny fitafianay voalamina avokoa
47. oully ( 03/04/2004 18:26)
Nankaiza ny tanteliko teto ô!!
Lanin'ny vitsika ô!!!
Vitsik'inon'ô!!
Vitsik'ambô ô!!
Kambo inona ô!!!!
Kambo sola ô!!
Sola inona ô!!!
.......

Dé tsy haiko intsony....
48. oully ( 03/04/2004 18:27)
Nankaiza ny tanteliko teto ô!!
Lanin'ny vitsika ô!!!
Vitsik'inon'ô!!
Vitsik'ambô ô!!
Kambo inona ô!!!!
Kambo sola ô!!
Sola inona ô!!!
.......

Dé tsy haiko intsony....
49. ralipo ( 06/04/2004 05:17)
Sola paika ô
Paika inona ô
Pai-drora ô
rora inona ô....

Tsy haiko antsony
50. jhouhlambout ( 06/04/2004 19:50)
JEREO ETO

http://forum.serasera.org/index.php?rub=viewthread&msgid=m4051836568fc8&PHPSESSID=240463bc99088be7a509cb8b4d2eda0e
51. imailaka ( 26/04/2004 12:46)
akoho misotro rano
na be na kely eo
avia ange tazano
diniho sy jereo
52. olly ( 16/05/2004 17:12)
ina no jerijerena a
za nga panakarena a
vidianako volamena a
eny am'tany mena a
tsondromiko ny antsy eo tena a
53. olly ( 16/05/2004 17:22)
hira nray ty filalao tam' mbola kely:
-avy mangataka izahayé izahayé izahayé izahay
-iza moa no alainareo é no alainareo é no alainareo
- i .... no alainay é no alainay é no alainay
-am'firy ny fotôna ny fotôna ny fotôna
-am'8 ny fotoana ny fotôna ny fotôna
-apetrao ary ny didinareo sy ny didinareo sy ny didinareo
-didinay d efa mipetraka efa mipetraka mandrakizay
ze mahery vatomanga é ze mahosa tanalahy é
oh mahia oooohooo!
oh matavy é oooohoooo!
54. olly ( 16/05/2004 17:24)

55. olly ( 16/05/2004 17:27)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5213