poesia mampihomehy

21. lanto ( 14/02/2004 10:00)
hitako enao t@ nirava
dadanareo mamolava
22. ikaretsaka ( 15/02/2004 18:08)
Bonbon Vorona Dakota
Tsy menatra akory mikoty lela

Bonbon Vorona dakoti
tsy menatra akory Mikoty an-dry
23. ikaretsaka ( 15/02/2004 18:10)
sokafana ny varavarana
pasomavy mangarangarana

manaikitra ve ny tately
manaikitra ihany fa kely
inona ko any manaeraka
lanin'ako ho ny fangaraka

Odoy e
Saka manatody e alika Vilam-b... e
24. hery ( 17/02/2004 09:54)
Bibilava re re
Tsita foza re re
Manopeopeo
Manopeopeo
Efatra akondro ny iray avokony ô

Tena tsy azoko mihitsy hoe inona no tena dikany fa mamorotra tongotra ilay kilalao.
25. samoina ( 17/02/2004 09:22)
Tsy hay marina ny dikany. Ny anay aza izao no toniny:
Bibilava re re
Sitra-poza re re
Mamy apemba(2)
Tongotr'akoho,avokony ny roa
Afaka !
( dia izay tongotra voatendry miala ary izay farany tafajanona mandresy !)
26. ari.malala ( 18/02/2004 13:31)
ra' misy tômôbila ao an-drefan-tranonay dia inona no loko tianao?
Mavo
Raha misy mavo ao dia afaka ianao

Plou louf jamba ts'ilaina mitafy lamba
manaraka an-drafotsibe ka tena tapa-pe
pe pe pe
Androany a misotro kininina
rampitso a d tsy manin
osorako vaséline
tsara tarehy Charline
27. fijo ( 19/02/2004 10:28)
kay ireto zazakely daholo le.ih,ih,ih
28. ikaretsaka ( 23/02/2004 11:07)
nandalo teo ka
29. ikaretsaka ( 23/02/2004 11:09)
nandalo teo ka
30. aladin ( 24/02/2004 10:09)
ary le hoe:
dominay ze hitanay
ampinananay sakay
nalehilahy na vehivavy
izahay tsy matahotra mpamosavy

raha vao betsabetsaka izahay de tena domina daholo izay ankizy eny an-dàlana


'ty koa misy
akoho maramara
ao ambany farafara
sislipon'i ........tsy voakarakara
ka masiso!
(azafady an)
31. aladin ( 24/02/2004 10:10)
ary le hoe:
dominay ze hitanay
ampinananay sakay
nalehilahy na vehivavy
izahay tsy matahotra mpamosavy

raha vao betsabetsaka izahay de tena domina daholo izay ankizy eny an-dàlana


'ty koa misy
akoho maramara
ao ambany farafara
sislipon'i ........tsy voakarakara
ka masiso!
(azafady an)
32. djiulambout ( 25/02/2004 09:53)
tao anaty vôtavo
nisy sahona nitsambikina sy ny sahobakaka

indray takariva nandrahona
nanao mariazy ny sahona
pirina kely ny fidonera
sahobakaka no mompera
........
de tsy haiko intsony ny tohiny
33. djiulambout ( 25/02/2004 10:01)
tao anaty vôtavo
nisy sahona nitsambikina sy ny sahobakaka

indray takariva nandrahona
nanao mariazy ny sahona
pirina kely ny fidonera
sahobakaka no mompera
........
de tsy haiko intsony ny tohiny
34. ikaretsaka ( 02/03/2004 09:51)
ary ilay hoe oaoa tafaletika anaty fotaka ny lohalakanaaa..
35. xxx ( 02/03/2004 19:08)
indray takariva nandrahona
nanao vetaveta ny sahona
dia hoy ny sahona ambony
aiza ny lavak'itony
dia hoy ny sahona ambany
tsapatsapao fa ao ihany.
36. six ( 03/03/2004 13:48)
garana garana garanadrelina
tiako madama fa makorelina
ny a....
37. six ( 03/03/2004 13:58)
tamin'zay tany analakely
nahita sipa manjakely
nopihiko maso izy d nmé

d nitomany nanarakà
d nividianako sokolà

(tsy haiko n toiny)
38. miantsaharimanitra ( 23/03/2004 19:16)
tamin'izay tany a paris
kilalao anay rugby
ramarson no arera
nitondra baolina tsy nianjera
nisososo ra senegaly voa ny cramp nijalijaly
noentina tany amin'ny hopitaly
tamin'ny talata vao tonga tany
tsy tadidiko intsony ny tohiny fa tohizo izay mahay fa kilalao anay tamin'y mbola io
39. miantsaharimanitra ( 23/03/2004 19:22)
Ary iza ary no mahay an’ialy hoe
Tamin’izay tany Antsirabe
Dia nahita sipa kely manjabe
Nopiako maso izy dia nihome
Dia nitomany nanaraka ahy
Tambatambazako chocolat
Noentiko tany an-trano nay
Faly be ery baininay
Noentiko tany andakozia
Nanaovako lasary voatabia
Noentiko tany angabone
Hitako tany ilay fika be


Mamo aho leitsy izany
Izano nampisotro
Dadany litakely
Firy laninao
Eran’ny botakely
Atsovy izy mankaty
Homena ny daka kely
Raha maty izy dia atao ahoana
Alevina any anaty laona

t@ mbola kely nahafinaritra ey fa ankehitriny tsy misy an’izao intsony
40. kally ( 24/03/2004 20:34)
oa!oa,raha maty Rabobalahy
halevina ao an-dohasaha
Raha potsika ny tsinainy
Ho hanin'ilahy mbamin'ny....inona moa fa tsy tadidiko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3336