revy sa ditra
21. ikaretsaka
(
07/02/2004 17:12)
toa misy manao ihany an.. ilay mifanalavitra hoe zanaky ny mpifampi cousin... mihaona famadihana tonga dia tao!
22. lema
(
08/02/2004 13:31)
zaay zao fa efa mivoaka tsikelykely lé izy fa naheno an'zany foana za ka
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 09/02/2004 01:31
23. naritsimba
(
09/02/2004 11:52)
Tsy fanao y mivady mpihavana akaiky izany fa misy fiatraikany @ taranaka(tsy maintsy misy fahasamponana na marary saina)
24. fijo
(
10/02/2004 11:55)
tsy voatery ry naritsimba a.ny cousin sy cousine anie ka efa misy fianakavianana telo no tafiditra ao e.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 10/02/2004 11:55
25. rinakely1
(
11/02/2004 12:58)
zako aloha ny cousinko manoroka ahy @ molotra fa tsy manao amiko zany e!
sady tsy tiko koa zany!
sady tsy tiko koa zany!
26. fijo
(
12/02/2004 10:49)
fa azo atao ka.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 12/02/2004 10:49
27. lema
(
13/02/2004 14:05)
ka efa hoe azo asina fa tsy azo alaina vady
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 14/02/2004 02:05
29. fijo
(
17/02/2004 11:13)
ka raha manja kosa ve racousine avela fotsiny le
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 17/02/2004 11:13
30. six
(
26/02/2004 19:34)
ze tiany ihany io, d mieritrereta nefa
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/six ny 26/02/2004 19:34
31. voahary
(
26/02/2004 10:54)
ditra zany e, fa misy aloha le be sangisangy reny mifanoroka @ molotra fotsiny fa tsy lasa lavitra e, raha tsy hoe angaha tena itariny lay izy.... satrai rehefa mpihavana mantsy dia mifankasahy tsara.. tsy hisy RAR hitsivalana .. mpihavana ry zzareo ka maninonaanefa raha miaraka mandeha mamonjy boîte de nuit ohatra.. nefa rehefa avy eo...
32. fijo
(
27/02/2004 20:25)
ka rehefa le mifanoroka amin'ny vava iny anie dia taitra koa ny hafa dia lasa e.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 27/02/2004 08:25