revy sa ditra
1. lema
(
03/02/2004 10:41)
betsaka tokoa ireo "cousin" sy "cousine" no miaraka ary rehefa anotaniana izy reo dia mamaly hoe "azoko asiana fa tsy azoko alaina vady"inona ny evitrareo @ zany?
novalian'i fijo ny 27/02/2004 20:25
2. donemaskit
(
03/02/2004 11:38)
marikoriko be zany ! Raha ny havako aloha dia tsy mbola nisy nanao toy izany.
5. jhouhlambout
(
03/02/2004 13:51)
Marina avokoa izany.
Kanefa ahoan ny nataon'ny zanak'i Adama sy Eva mba ho maro be toy izao ny olona eto ambonin'ny tany?
Kanefa ahoan ny nataon'ny zanak'i Adama sy Eva mba ho maro be toy izao ny olona eto ambonin'ny tany?
6. xxx
(
03/02/2004 14:47)
zava misy zany fa ny gasy tsy sahy miteny an'zany ny mpiavana fa raha mpinamana betsaka ny efa nahenoko an'izany
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 04/02/2004 02:47
7. xxx
(
03/02/2004 14:57)
ohatra:i dondonlahy sy tahiry hono miaraka
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 04/02/2004 02:57
9. xxx
(
03/02/2004 15:06)
Za akaman' i Dondonlah ka afaka mi-affirmer fa diso ny tenin'i X tetsy ambony
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 04/02/2004 03:06
10. tahiana
(
03/02/2004 15:28)
ary ahonn nareo @ilay hira ny tempo gaigy iny ilay hoe cousin cousine iny!
sady ny an'ny olona kou anie na tena cousin cousine moa lazaina fa miaraka daol zao ol retra zao!!
kaiz moa kou i dondonlah sy tahiry avy lazaina hiaraka!
sady ny an'ny olona kou anie na tena cousin cousine moa lazaina fa miaraka daol zao ol retra zao!!
kaiz moa kou i dondonlah sy tahiry avy lazaina hiaraka!
12. xxx
(
03/02/2004 15:29)
ka na namany dondonlah aza enao izy tsy hiteny mitsy hoe miaraka @i tahiry izy! tsy haiko alo!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 04/02/2004 03:29
14. fijo
(
04/02/2004 20:01)
azo atao tsara io ka.tsy misy tsininy mihintsy.afa tsy ny zanaky ny mpirahavavy.io ilay atao hoe "kibo tsy omby".
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 04/02/2004 08:01
15. xxx
(
04/02/2004 20:26)
Aza atao an'izany ny akamanay e!
Soy ihany aloha fa mbola tsy nandalo t@ ity forum ity izy
Soy ihany aloha fa mbola tsy nandalo t@ ity forum ity izy
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 04/02/2004 08:26
16. fijo
(
04/02/2004 17:13)
haleo izy hoavy ka.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 04/02/2004 17:13
17. lema
(
05/02/2004 10:59)
dé ahoana zany ry zareo ao ambomalaza ao sy ny lova tsy mifindra.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 05/02/2004 22:59
18. fijo
(
05/02/2004 19:28)
izay no hilazako hoe azo atao tsara,afatsy ny kibo tsy omby.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 06/02/2004 07:28
19. ikaretsaka
(
07/02/2004 10:45)
misy ireo lovba tsy mifindra mpifampi cousin cousine no nampivadian ataloha an
20. lema
(
07/02/2004 15:14)
@ zao fotoana izao vé mbola mety ihany zany sa ahoana?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 08/02/2004 03:14