Resaky ny vehivavy
25. xxx
(
06/02/2004 10:38)
lehilahy v tena miresaka fiainana?? zany kou v d marina kle! sa fiainana inn no resahany?
26. medianaranja
(
06/02/2004 15:14)
marina lou fa b resaka zahay vvavy, fa nareo llahy rhf miresaka d tonga d any @ intimité tokony tsy ho firesaka no hifampiresahanareo, sady raha hifosa vvavy!!! gaigyb!!!
27. pitchou
(
06/02/2004 15:38)
ny maona aza efa tsy fidiny! sa tsy mahatanty d mitady hirika indray? ary nareo izany ilay mpihaino ao ambadiky ny varavarana o? d iza no mendrimendrika kokoa?
