Resaky ny vehivavy

1. jhouhlambout ( 02/02/2004 11:46)
Be reseka ny vehivavy e? sa ahoana? zay fotsiny fa tsy be resaka aho
novalian'i pitchou ny 06/02/2004 17:38
2. xxx ( 02/02/2004 12:55)
mitovy amin'ny lhl ihany ka!
3. ragaby ( 02/02/2004 15:23)
Tena marina tokoa fa be resaka ny vehivavy kah !
4. fijo ( 02/02/2004 19:20)
izay no ilazana hoe resa behivavy e.tsy misy lohany sy vodiny,fa izay mandalo tratra ao daholo.
5. donemaskit ( 02/02/2004 19:58)
matetika dia zay marina no hita ; nefa ny lehilahy no mampiresaka !
6. ikaretsaka ( 03/02/2004 11:32)
samihafa aloha ny resa dehilahy sy vehivavy ramazkita an
7. fijo ( 03/02/2004 16:25)
ny vehivavy izay mandalo no resahany,fa tsy izay tena fiainana.
8. xxx ( 03/02/2004 20:12)
Fa ny lehilahy miresaka tena fiainana?
9. donemaskit ( 03/02/2004 20:33)
ny kôfa aza no tena mpiteniteny foana, miseho milay eo imason'ilay jôba koa !
ny sipa rehefa izy samy izy ihany no be resaka.
10. rniaina ( 03/02/2004 10:58)
Ny lehilahy no tena be resaka e!
11. donemaskit ( 03/02/2004 11:49)
sady raha ny ato @ forum no dinihina dia isika bandy no tena be resaka... sa diso aho ?
12. jhouhlambout ( 03/02/2004 13:54)
aizzaaa..???
13. yves ( 03/02/2004 15:03)
marin'io fa resa behivavy
14. yves ( 03/02/2004 15:05)
marin'io fa resa behivavy
15. fijo ( 03/02/2004 18:58)
hafa anie rehefa hoe mampiresaka sipa e.fa ny tiana lazaina eto dia ny vehivavy tafahaona.ka miresaka
16. donemaskit ( 03/02/2004 19:53)
tsy no-préciser-n'i Jhouhlambout lay izy fa "zay fotsiny" hozy koa!
17. fijo ( 04/02/2004 17:01)
izay no maha jiolahimboto azy ko.
18. donemaskit ( 04/02/2004 19:58)
dia samy maka zay contexte tiany zany koa !
19. fijo ( 04/02/2004 19:37)
dia lasa misandrahaka ilay resaka
20. donemaskit ( 04/02/2004 19:59)
fa tsy hors sujet za !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3349