Ary ny aty an dafin driaka rahoviana?

1. pitchoune ( 02/02/2004 19:28)
Ary ny antsika aty ivelany mba rahoviana e?
novalian'i kitjo ny 22/03/2004 14:20
2. jhouhlambout ( 02/02/2004 09:31)
Amin'ny.....
Arakaraka ilay tany io:
F/ce
All/gne
Italie
Ang/re
Chine
USA
Sy ny sisa.....
3. hery ( 02/02/2004 19:25)
Ny ao Frantsa dia ao Vichy amin'ny RNS no hifanao fotoana ny Namana... jereo ilay lien eto ambany
http://forum.serasera.org/index.php?rub=viewthread&msgid=m4003a185b4ac7
4. ikaretsaka ( 03/02/2004 13:54)
ary Italie sy ny sisa?
5. ikaretsaka ( 03/02/2004 13:55)
ary Italie sy ny sisa?
6. fijo ( 04/02/2004 20:48)
betsaka ny avy any suisse no tonga ao.belgique koa.
7. ikaretsaka ( 07/02/2004 10:25)
nyany Singapore hono no tena mihaona lava efa ho isan'andro mihitsy ny namana koa.. aleo ny avy any hitantara anie e
8. kitjo ( 12/03/2004 13:56)
ihhiihihhi, mihaona @ any zamerika sy egizagaona,italy,chine,rainiboto.......ankoatra anay mihaona marain-tsy hariva na antrano na sekoly na lift na piscine na arabe na metro,
9. angie ( 22/03/2004 09:17)
Izahay zany tavela koa. Aleo jerena eo izay ataon'ingahy presidà Hery aty Italie. ilay any Vichy dia tena tsy misy hifandraisany @ ilay hoe Paka masina na @fiangonana kristiana fa lasa fety fotsiny amin'izao Misy aza angamba tsy mahalala akory ny atao hoe paka.... tokony mba any @ akaikin'ny 26juin any io no atao ny tena fety satria iny mba hafa ny heviny. Hevitra ihany.
10. kitjo ( 22/03/2004 14:20)
hevitra koa zany
zay moa d aty lavitra aty takona,hi hi hi
manao fety eto @ sera2,hihiih
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1275