HENATRA AO AN-TRANO
21. samoina
(
03/02/2004 13:24)
Efa hainy Rafijo fa be mokona ka inona moa no azony atao hafa tsy ny manongo tena irery ! Efa mba nanontaniana ve ny heviny ?
23. fijo
(
03/02/2004 19:34)
anontaniana atao inona mo.tany majunga izahay,dia efa zatra an'izay hatramin'ny mbola kely.nonylehibe,dia tsy sahy intsony ny sasany,fa ny ahy dia izay aloha hatramin'izao.
29. mijo
(
13/03/2004 15:06)
Mahafinaritra ny fandraisanareo anjara e !.Ato foana i Miko ka !.
Dia mazotoa mandray anjara @ serasera e !
Dia mazotoa mandray anjara @ serasera e !
