Mitady bandy matotra
27. lema
(
11/03/2004 14:39)
zay ve dé mbola tsy nahita bandy ihany lé sipa e! fa bandy firy marina alou no tadiaviny mba mila apetraka kou anie ny isany e!
28. kitjo
(
12/03/2004 13:46)
ze volontaire ngamba ry lema an,izy dol, ary izy nge ts miteny ra efa nahita e
32. camkz
(
27/03/2004 18:55)
tsoriko aminao fa tena matotra be aho ! ohatra: @ 9.30 aho no mody isankalina tsy aloha na tara ! ary tsy maintsy efa vonona eo ny kaliko satria izay no fahamatorana amiko! dia manao playst aho eo @ adin'ny roa fotsiny eo ary avy eo matory ka @ 10 maraina aho dia efa mifoha , ny reflexe voalohany raha vao mifoha dia mampiditra bas kiraro izay eo tapabolana eo vao misolo ! @ io fotoana io aho mantsy no manasa tongotra .Toy izany sy izany ny momba ahy @ ankapobeny koa mino aho fa ho tianao , io ny solon'anarako dia anoraty aho raha mahaliana anao! hitako eto sahady fa efa raikipitia amiko ianao ; mandrapihaona akia ah !!!
33. tangelo
(
06/04/2004 13:58)
Betsaka b zany mandefa @nao zany. Nefa tsy maninona fa candidat ihany ny tenanay.
tangelo69@caramail.com
tangelo69@caramail.com
35. imailaka
(
07/04/2004 13:09)
possible zany ry hery a
hery zany kou nge anarambavy e
hihihi
soa iahny fa nisy admin(sao de saika hanome imailaka koa ny admin?!!!!!!), sinon betsaka iany no saika candidat teo.
mazahoa izay ilaina zalahy a!!!!
de aza kivy
hery zany kou nge anarambavy e
hihihi
soa iahny fa nisy admin(sao de saika hanome imailaka koa ny admin?!!!!!!), sinon betsaka iany no saika candidat teo.
mazahoa izay ilaina zalahy a!!!!
de aza kivy
37. rfanjav
(
13/04/2004 07:17)
Esy aho e !
miraradraraka izany bandy te ho matotra ato zany raha vao misy sipa mitady a !!!!
tsy fantatra akory nefa na tena sipa marina io xxx mitady io na mampiresaka fotsiny, hi hi hi
aza hitako anie izany !!!
miraradraraka izany bandy te ho matotra ato zany raha vao misy sipa mitady a !!!!
tsy fantatra akory nefa na tena sipa marina io xxx mitady io na mampiresaka fotsiny, hi hi hi
aza hitako anie izany !!!
