Mitady bandy matotra

41. ikaretsaka ( 16/04/2004 03:32)
za koamiatakataka fa karetsaka harafesina ...
42. fijo ( 16/04/2004 23:25)
hialao ry zalahy fa hafahafa an
43. bido ( 03/05/2004 18:10)
sao de mba hein ? sa SOS be le sipa e ! zà aloha poosy e !
44. ikaretsaka ( 03/05/2004 19:04)
tsy mnba za tsy mba za.. marina mafy raha mbo za
45. fijo ( 03/05/2004 22:50)
ny loza anie dia izy tsy matotra e.aiza izay PS
46. clarys ( 05/05/2004 06:20)
Nareo kosa aloh sô dé hanala azy fotsiny é ! Efa hoe mitady bandy matotra ve izy dé adalainareo. Rehefa matotra dé matotra fa tsy misy hoe izao no fahamatorana. Any aminy anontaniana ny momba io. Fa tsy mety kosa ny adinao ry sipa raha tsy "sipa" ianao nefa milaza fa izy. Mahereza dahoul alou fa za efa nahita é ! Nanaraka io resaka io aho ary saika mba ho candidat fa...
47. xxx ( 25/05/2004 13:33)
salut tafahaona ny ty sy ny manina ka inona mo fa tsy efa vita sa ahoana ?appel moi au 03314 310 72 apartir 20:00 ok! de miandri anao zany an!
48. fijo ( 27/05/2004 21:42)
miandrasa soa ary e.dia mihomana amin'ny kaly kely sao ela vao tonga ny appely
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.098