Hirampiangonana

41. ikaretsaka ( 07/02/2004 10:38)
ka izay.. lasa heo hijery spectacle no haleha any ampiangonana hono fa tsy hiangona.. lasa hoe.. mahay kosa ilay mpitspoka mozika sy ilay mpitendry orga ary ilay mpively aponga androany.. nivoaka tsara ny nanaovany an'i "Miantso anao". nahay nandihy salegy be ilay sipakely bedebe t@ fanaterana fanatitra sns... fa tsy ilay heo mba tsara ny toritenin'i pasitera androany an
42. pitchou ( 09/02/2004 16:05)
hadisoan'i pasitera sy mopera koa ange ilay izy e! aiza ve de monotone be, tsy mba misy mampitsiky akory ny toriteny ataon-drizalahy! ny an'ny sasany aza fampitahorana no ataony toriteny ko! raha izany angamba ny hoe otran'ny ny an'y Etats-Unis ka privé ny fiangonana d tsy misy client mihitsy ry mopera sy pasitera sasany
43. ikaretsaka ( 11/02/2004 13:25)
marina dia marina io
44. pitchou ( 11/02/2004 14:28)
d @ izay ho hita eo izay tsy mahay!
45. ikaretsaka ( 12/02/2004 09:55)
fa raha ilay manao ohatran'ny sectes kosa aloha de...
46. fijo ( 12/02/2004 11:37)
dia lasa fitadiavana kil fotsiny.fa raha tahaka ahy daholo aloa,dia efa ela no tsy nisy ireny e.
47. pitchou ( 16/02/2004 14:33)
ny mampiroborobo ny sectes kosa angambany d satria marefo loatra ny finoan'ny olona ka!
48. ikaretsaka ( 17/03/2004 18:54)
ka jereo anie fa rehefa ilay dotoana maha sahirana anao ireny indrindra ireny ny sectes no mandalondalo dia mi invite hamaky baiboly de mody manampy eo dia iny raha tena vendrana fa tonga manaraka azy. verenany tondrahana rano ataony batisa vao tonga saina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3394