Feon-javamaneno toy inona
21. ikaretsaka
(
24/01/2004 15:31)
nga moa @ blues ihany ry mazikita no misy feo mitaraina.... tratran'ilay gitara distosion be ireny eo koa ialahy raha tsy
22. fijo
(
27/01/2004 10:42)
mbola kely aho dia ry hendrix no mpihira tiako,avy eo aho vao nankafy folk(dylan,donovan,crosby&nash)ary efa 14ans aho vao naheno blues sy soul ary avy dia nankafy,ny ahy dia vidiko daholo izao izay blues vaovcao rehetra
23. ikaretsaka
(
27/01/2004 10:44)
saiak nitovy, va ny ahy Jaco indray no tiako.. dia niaraka t@ teny ny jazz
24. ikaretsaka
(
27/01/2004 10:44)
saiak nitovy, va ny ahy Jaco indray no tiako.. dia niaraka t@ teny ny jazz
25. donemaskit
(
27/01/2004 12:21)
Toa hoe favy be hono io J. Pastorius io ?! fa in no tena mampilay azy ?
27. ikaretsaka
(
27/01/2004 17:06)
jaco no hendrix @ bass ra mazkita an.. te hianatra ny doigte ny aby raha musicien ka manao bass
29. ikaretsaka
(
28/01/2004 15:44)
jaco pastorius ve? arakaraka... indraindray misy album ny mitokana fotsiny...
31. sangoukou
(
06/02/2004 19:43)
Ny ahy aloha ny feon-javamaneno tena tiako dia ilay feom-pandriana refa @alina iny e. refa tsy za rery iny ny matory ao
33. ikaretsaka
(
08/02/2004 10:55)
dia le misy manao hoe aaaah ahh sy misefosefo be ve no anaovana mozika?
