Sao ary dia ny ALASAFAY no betsaka ?

42. fijo
(
20/02/2004 11:42)
ny lalana dia fototry ny fiarahamonina.ka raha tsy henjana izy io,dia goragora ny fiarahamonina.tsy didijadona akory ny fampiarana ny lalana.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 20/02/2004 11:42

43. six
(
04/03/2004 18:57)
sady rehefa samy manaraka kou ange tsy dia misy intsony ny olana e! ny firenena rehetra tsinona samy mandroso dahooolo koa ahoana isika irery no ho taraiky
maninona marina raha mba misy manao conseiller n'y ra8 nareo e!
maninona marina raha mba misy manao conseiller n'y ra8 nareo e!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/six ny 04/03/2004 18:57

44. ratam
(
10/03/2004 13:30)
Ny hoe ho mpanolo-tsaina anie tsy olana e ! Fa ny manodidina anao aloha no tokony hojerena ! Raha ny tsirairay no miezaka ny hikarakara ny manodidina azy sy miezaka ny hanao ny tsaratsara kokoa dia mety ho las lavitra isika.
Ny fahitako azy dia tsy any no olana fa ny fanabeazana no mila jerena akaiky. Io rafitra momba ny fanabeazana io dia tsy hampandroso antsika satria tsy hita soritra ao ilay ilay fanofanana ho atompon'andraikitra. Ny atia ambara dia ilay hoe : RESPONSABLE et RESPONSABILITÉ. Mahay miala andraikitra ny Gasy ! Nefa rehefa misy ny tombotsoa dia mahay mijapy daholo !
Tokony ho andraman'ny Gasy indray ny somba fampianarana any AMERIKA AVARATRA na ny ANGLOPHONE ohatra fa io no hitako mifanaraka amin'ny toetsain'ny gasy !
Aza misy miala aloha ry zareo anh !

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/ratam ny 10/03/2004 13:30