porofom-pitiavana

21. ikaretsaka ( 22/01/2004 13:10)
saika natahotra aho hoe porofom-pitiava-tena angaha ilay sijet?
22. fijo ( 23/01/2004 09:47)
mifankatia izany isika rehetra e.izay ilay tsara ato.
23. ikaretsaka ( 23/01/2004 15:13)
ekena ra fijo an izay ange no maha namana koa e
24. pitchou ( 23/01/2004 12:52)
ny an'i Fijo ko! ka we izay mahafaly izay tiana! d satria tina daholo ny namana d atao daholo izay mahafaly azy rehetra! d izay tia azy ko manao izay mahafalay azy!
25. fijo ( 27/01/2004 09:56)
ka izay no hifankatiavana ko
26. rinakely1 ( 11/02/2004 13:13)
asany njay!
27. fijo ( 12/02/2004 11:06)
io no tanjona e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2447