porofom-pitiavana

1. lema ( 17/01/2004 13:07)
inona no anaporofoana @ olona ray fa tia azy énao.misy mantsy olona tsy mety mino mitsy hoe tia azy énao.
novalian'i fijo ny 12/02/2004 11:06
2. donemaskit ( 17/01/2004 13:11)
Tsy mila porofoina leisy zany fa fantany ho azy foana a, @ fihetsika, ny fiovan-toetra, ... eo @ fiainana andavanandro.
3. xxx ( 17/01/2004 14:17)
ny any kofa v tsy refa manao no hiantsohany hoe porofom-pitiavana! ary ny any sipa re inn tena porofo-pitiavana?
4. rinakely1 ( 17/01/2004 15:09)
porofo? -manajà (tsy mampirafy zany an!)
-romantique
- ary mba mahay manao e!
5. lema ( 17/01/2004 15:10)
ka misy foana anie le miteny hoe"fantatroanie énao fa tsy tia ahy akory fa manala azy fotsiny e"!
6. ikaretsaka ( 17/01/2004 16:39)
de aza rarahiana fa afaka elaela io lasa "hoe fantatro ange ianao fa tsy manala azy fa tena tia ahy e"
7. donemaskit ( 18/01/2004 09:55)
marina zany... mbola tsy mahalala an'elah tsara izy matoa miteny an'izany, fa refa niaraka ela² dia tsapany amizay io.
8. maminiaina ( 18/01/2004 16:21)
ny fitiavana araka ny hevitro dia tsy mila porofoina fa mipetraka amin'ny fahatokiana ! ary marina ny an'i donemaskit hoe tsy ilaina ny porofo. mety ianao angamba ry lema no mila an'io ary tsy ampy fahatokisana ?
9. xxx ( 18/01/2004 16:36)
indraindray koa mahatoky an'ilay olona ianao nefa avy eo avelany eo ianao..izay no mahatonga an'ilay : fantatro anie énao fa tsy tia ahy akory fa manala azy fotsiny e"!
10. rinakely1 ( 19/01/2004 11:31)
d izy zany no raisina kou!
11. xxx ( 19/01/2004 13:23)
ny tena fitiavana tsy ilàna porofo, ary raha tena mila porofo marina ianao dia izao, tiavo ilay olon-tianao, aza simbaina fa ny zavatra tiana tsy simbaina ka mainka ve fa olon-tiana! ny tiko tenenina de hoe aza tarihina manao aminao izy de refaveo vita izay ilainao, afaka ny mangididy de ipitsihanao izy.
12. fijo ( 20/01/2004 10:58)
ka i rinakely miteny hoe mila mahay manao ko inona ary ity.ary raha tsy asiana iny,tsy ho asian'ny hafa ve?
13. xxx ( 20/01/2004 13:12)
fa raha tsy manao ve tsy afaka hitia? ny anareo de zay fôna! nefa refaveo tonga ny vokatra fa lonaka ny tany moa maranitra ny angady de le sipa ihany no mizaka ny vokany, de aiza no hampety an'izany?
14. donemaskit ( 20/01/2004 13:18)
... tsy mety zany.
15. pitchou ( 20/01/2004 17:55)
ka rehefa tena tianao ilay olona dia izay fantatrao fa mahafinaritra sy mahasambatra azy ihany no katsahinao kou inona ary!
16. fijo ( 21/01/2004 10:39)
kay,dia izaho izany ahoana.aiza kosa no dia izay ahafaly azy foana le
17. rinakely1 ( 21/01/2004 15:10)
zay mahafaly antsika roa zany e!
18. fijo ( 22/01/2004 10:11)
ah,izay angaha.
19. ikaretsaka ( 22/01/2004 16:00)
ary misy tia tena ato raha tsy sonnevana
20. rinakely1 ( 22/01/2004 11:29)
zay mahafaly antsika retra zany raha izay no tian-toi ry karetsaka an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8502