Mitady ny Malala
22. xxx
(
19/01/2004 15:29)
eny ary tsy manin raha efa nahita ianao e! @ lafiny hafa ndray ary sika mifamatotra e! mirary soa
R.f.
R.f.
23. xxx
(
19/01/2004 15:30)
eny ary tsy manin raha efa nahita ianao e! @ lafiny hafa ndray ary sika mifamatotra e! mirary soa
R.f.
R.f.
24. xxx
(
30/01/2004 17:07)
tara be ve za za koa mitady olona matotra bandy aho an! ary sipa no tadiaviko
27. manafolahy
(
10/02/2004 12:00)
Izay mangataka dia omena , izay mandondona dia hovohaina : IZAY MITADY MALALA DIA HAHITA
28. dolit
(
20/02/2004 10:17)
Toa tsy amn'itony no mety hahitan'ingahy sipa matotra izany klé!
Eny amin'ny environnement an'ialahy any lesy mitady ah!
sa diso aho tsy maninona!
Eny amin'ny environnement an'ialahy any lesy mitady ah!
sa diso aho tsy maninona!
