Mitady ny Malala

1. xxx ( 13/01/2004 15:12)
Ilazana izay tovovavy mitady tovolahy sy fiarahana matotra fa vonona aho hiaraka aminy.
Mila valiny matotra.

J.h.p.
novalian'i xxx ny 11/08/2004 08:13
2. xxx ( 14/01/2004 09:10)
matotra
3. fijo ( 14/01/2004 11:48)
voavaly izany izay.
4. kally ( 14/01/2004 19:54)
Ilazàna am-pahamatorana hono izany izay tovovavy matotra mila fiarahana matotra amin'i J.h.p matotra mba hamaly am-pahamatorana ny antsony matotra .
5. xxx ( 14/01/2004 20:51)
Inty aho!
L.n
6. xxx ( 14/01/2004 20:52)
L.n,

Raoviana ny mihaona?

J.h.p.
7. xxx ( 14/01/2004 20:54)
J.h.p ,

Tongava any @nay rahariva!
L.n
8. xxx ( 14/01/2004 20:55)
L.n,

@ 8H00?

J.h.p.
9. xxx ( 14/01/2004 20:56)
O.K

L.n
Biz,
10. xxx ( 14/01/2004 09:18)
matotra!mandrakizay v sa hifanadala fotsiny! d aveo hiteo ra matotra!??
11. xxx ( 14/01/2004 12:07)
Mandrakizay doria!


J.h.p.
12. bandymilay ( 14/01/2004 15:16)
izaho efa fay e!! tsy misy olona matotra eto!! lol
monsieur hery o!! foany ity forum ity fa ataon-dry zareo ( efa miadana ) fanalana azy fotsiny
tena sérieux aho an!
13. fijo ( 15/01/2004 11:43)
ko raha manafoana tena rangahy ,dia mety ho voavaly mora ilay olana.
14. xxx ( 15/01/2004 14:41)
matotra
15. xxx ( 15/01/2004 14:52)
matotra
16. ikaretsaka ( 16/01/2004 20:58)
matotra
17. shadow ( 16/01/2004 17:35)
Afatory @'zay ary
18. ikaretsaka ( 16/01/2004 17:38)
valiny MATOTRA ra shadow fa tsy voafatotra a
19. xxx ( 17/01/2004 11:47)
efa nahita namana matotra v J.h.p? lazao ihany raha mbola sao mba ao no hahamatotra bb koko ahy
R. f.
20. xxx ( 17/01/2004 14:20)
ohatry ny inona koa zany bandy matotra ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1914