efa nitoko

21. pitchou ( 16/01/2004 18:14)
misy cas samihafa marobe ny @zay. fa tsy hitako izay olana raha mifankatia izy 2 ary mandray tsara ilay vaovao ilay zaza? betsaka ange ny zaza tsy manana mama na dada mitady ny mba hanana e! indrindra ny zaza kamboty! ary cas hafa indray raha nisaraka ny RAD! d mety mi-arranger ireo tsy afaka miteraka koa raha efa manana ny iray!
22. pitchou ( 16/01/2004 18:26)
d misy koa hoe tena tiany ilay iray efa nitoko ka voarainy tsara ao anaty fitiavany koa ny zanany! rehefa tia angaha moa mahasakana izay zaza misy? ary rehefa tsy tia intsony ... zaza 7 angaha mahafehy trano?
23. pitchou ( 16/01/2004 13:47)
d maninona zao Zefa? tsy zanany akory no notezainy?
24. shadow ( 18/01/2004 18:22)
Za mahita ol' nitaiza ny tsy zanany fa tia azy le zaza fa ny finakam's le zaza no nandrara ny ankizy tsy hifankahazo @ .Dikany refa mifankahazo le zaza sy le ol' hitaiza azy tsitako ny olana.
25. xxx ( 19/01/2004 20:26)
manohana ny hevitr'i Pitchou aho, ary izaho mihitsy anisan'ny victime, dia ami-ndry donemaskit izany dia ol tokony ho rayer-na ao anatin'ny fanambadiana matotra ny toa anay? kanefa izao no tsarovy an, tsy nisy ol hisafidy ny anjara ratsy, fa ny aza tratrany ihany no fanafody.
tsy hanome CV anareo eto aho fa ny tiako hambara farany dia ny hoe manana ny ny fitiavana ihany no mitondra an'io+vavaka dia ao tsara sa ahoana akia ry Pitchou?
26. donemaskit ( 19/01/2004 09:04)
Za nge tsy milaza hoe raha efa niteraka dia tsy afaka ny hanambady olon-kafa e, hoy aho hoe ho sarotra ny fiaraha-monina ao na-tokantrano, raha be fièreté sns aleo tsy miditra.
27. fijo ( 20/01/2004 12:01)
sarotra e.
28. pitchou ( 20/01/2004 17:49)
tsy mbola tena tia ianareo matoa tsy mahazaka an'izany! fa rehefa tena tia ianareo na zaza 15 aza no taritiny mbola lazainareo fa aleo ampiana, na njola aza iny ambonin"izay lazinareo fa tsara ihany ... saingy kosa, tsy tinareo ilay olona dia tsy miraharaha izay sentiment n'ilay zaza fa hoe tsy maintsy manaiky ilay zaza !!! oh! tsia hoy ilay olona izay. raha tena tinareo ilay rainy na ilay reniny dia ilay zaza no tsinjovinareo aloha!
29. fijo ( 21/01/2004 11:03)
asa aloha e
30. pitchou ( 21/01/2004 10:25)
izany akory tsy misakana ny fisian'ny olona tsy valahara mahavita zavatra tena mamoafady @ zana-badiny. Amin'izay indray dia ilay tena tompon'ny zaza no disoako satria mety tsy nieritreritra ny zanany izy vao niditra.
31. fijo ( 22/01/2004 11:07)
ngaha kosa fantany tamin'ny voalohany e.
32. ikaretsaka ( 22/01/2004 16:19)
lamba mihahy amoron-drano tsy ilaozan'izay maramara eeee
33. rinakely1 ( 22/01/2004 15:26)
hay defa maramara njay lé karetsaka ty i!!!
34. fijo ( 23/01/2004 10:19)
taxi mavo io ka.
aleo aloha samy any amin'ny misy azy e.dia mifampitsidika.
35. pitchou ( 23/01/2004 13:01)
ngah misy programa mifampitsidika izany koa? tafiditra ao koa angaha ny droit de visite?
36. fijo ( 27/01/2004 10:14)
ka samy any dia mifanao fotoana hoe andalo aho amin'ny zoma raha ao ianao an
37. ikaretsaka ( 27/01/2004 17:38)
rinakely a...harafesina ny karetsak afa tsy maramara izany
38. ikaretsaka ( 27/01/2004 17:47)
rinakely a...harafesina ny karetsak afa tsy maramara izany..ny lamba mihahy ny maramara
39. fijo ( 28/01/2004 10:06)
asio menaka letsy dia hafaka ny harafesina a
40. pitchou ( 28/01/2004 16:20)
aza miteny mafy an'izany @ rinakely enao ry karetsaka sao mitady karetsaka hafa eo izy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4663