efa nitoko

1. xxx ( 13/01/2004 15:00)
mety hisy vokatra ratsy na tsara eo @ tonkatrano ve ny fakana vady sipa na bandy efa niteraka
novalian'i fijo ny 29/01/2004 09:29
2. donemaskit ( 13/01/2004 15:54)
Misy ratsy :
Ilay zaza tsy hanaiky mihitsy hoe hosoloina ny mamany/dadany; ary ilay single raha tsy efa nanao préparation psychologique tsara, tsy hitaiza an'ireo zaza ireo ho toy ny azy mihitsy koa.

Mbola ratsy : raha miteraka ry zareo, ilay single taloha tsy maintsy hanana préférence @ zanany.
3. donemaskit ( 13/01/2004 15:55)
Za mbola tsy nitoko fa za anisan'ilay zaza...
4. rinakely1 ( 13/01/2004 17:11)
ny fitiavana ihany ry xxxx no mikoty an!
refa raisinao ho toy ny zanakao v ny zanany inn moa ny olana!
5. ikaretsaka ( 13/01/2004 17:45)
marina io
6. donemaskit ( 14/01/2004 09:09)
Tsy évident mihitsy zany mitaiza zanak'olona zany, za milaza aminareo...
Ny ankizy koa tsy afaka teren'ny Dadany/Mamany hanaiky an'ilay olona "vaovao". Na dia mifankatia aza izy 2, ny zaza matetika tsy tia an'ilay olona "vaovao".
7. fijo ( 14/01/2004 10:49)
marina izany radone.sady ilay olona vao miditra koa tsy tokony haka ny toeran'ny ilay tena ray aman dreny mihintsy.amiko aloha dia sarotra e.
8. ikaretsaka ( 14/01/2004 10:52)
zay no tsy mety! fa raha hoe tia ilay zana-badiny ilay olona dia tsy tokony hiambo mihitsy hoe rainy na reniny satria tsy hahasolo ilay tena izy mihitsy fa hoe olona namany azo itokisany
9. tia_ery ( 14/01/2004 18:14)
Ny marina ary tena marina de tena misy olana foana io. Ary tsy tongatonga ho azy teo ny fitenenana hoe zanadrafy 'zany. Fa na ny dikateny frantsay ''marâtre'' aza d'efa mampiseho sahady fa ratsy ilay sens'ny.

Fa io rehefa tsy eo @'ny mpivady no miseho ny olana de eo @'ny ankizy. Na ny samy efa eo na ny mbola ho avy. Ny vahaolana hitako sy azoko atoro aloha de raha toa ka nao tsy mbola manana fa izy no efa manana na ny mifamadika amin'izay de aleo mandefitra tsy mitondra zaza vaovao tsony ao an-tokatrano. Ary io tsy vita ny eo @'ny fiainana andavan'andro fotsiny ihany fa entina hatramin'izay rehefa lehibe, ny lova navela, ny fasan-drazana, ...

De zay r'ireto ah !!!

Fa io rehefa resy lahatra ianao ary tsapanao fa izay no tena sitraky ny Avo de hidiro fa mino zà fa ny Avo tsy hamela anao ho irery izany.

Sôtra eh!
10. ravatorano ( 14/01/2004 20:40)
zà klou tsy haka sipa efa niterakay.Ny tena antony dia tsy ho tiako mihitsy lé zanany;zany wé tsy tiako nohon'nizay haterako eo !
norimaly zany
11. lema ( 14/01/2004 10:14)
za no nametraka ity sujet ty ho tohin'ilay hoe "lany zara ve.......dé ahoina zany le sipa efa niteraka ireny ho jerena fotsiny zany izy ireny?mba omeo vaha olana izy eo @ fiainana e!
12. donemaskit ( 14/01/2004 12:12)
Raha sipa efa niteraka ka tsy nahita an'ilay Dadany akory ilay zaza, dia mety tsy haninona...
13. rinakely1 ( 14/01/2004 12:22)
raha sarotra @nareo: ramaskit ,fijo sns d aza miaraka @ ny oln manana zazà zany nareo!
14. donemaskit ( 14/01/2004 12:38)
Za hiaraka @ olona manana ny zazako!
15. ikaretsaka ( 14/01/2004 16:45)
Ka rinakely a...atao ahoan aireo niteraka tsy nanambady araka ny nolazain i Lema
16. fijo ( 15/01/2004 09:57)
hiteraka koa aho aloha dia aliko izy ka.
17. ikaretsaka ( 15/01/2004 10:44)
hahaha
18. rinakely1 ( 15/01/2004 15:10)
aliko sa ariko ry fijo no tianao ambara an?
19. ikaretsaka ( 15/01/2004 19:15)
mitovy ihany ileo @ sinoa.. ny aloratako sy ny ..anol... ko mitovy aminy!
20. fijo ( 16/01/2004 09:12)
alaiko no tena tiako lazaina ry rinakeliko o
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7594