Tsy mahatanty ny lehilahy raha toa ka vehivavy tiany nefa tsy virijiny intsony
21. xxx
(
10/01/2004 19:52)
mpifankatia tsy mifamarafara (hono hoy ny razantsika).... tsy tafakatra ambony farafara.
25. ibonia
(
13/01/2004 17:55)
Fa misy faniny be kosa aloha ny manapasaka e! Fa io zaza io ve avy eo ho voatazona tsy hiodina?ka ahoana...jiny sa tsy jiny no tadiavina? tsy aleo tsy manontany.
26. fijo
(
14/01/2004 11:28)
izay,nikoty ianao,ka rehefa nahazo dia tairo.
sa hiasa koa dia rehefa mahazo vola dia hoe vola avy taiza ary izao ireto?
sa hiasa koa dia rehefa mahazo vola dia hoe vola avy taiza ary izao ireto?
27. mawashi
(
14/01/2004 11:18)
mampalahelo zany ny lehilahy fa efa vitsy kely zao ny vehivavy virjiny sauf si vous cherchez à la maternelle!!!!!!!!!
30. tia_ery
(
15/01/2004 19:31)
Raha arovana ny resaka sy izay voalaza de hita fa ny ankamaroan'izay namaly de mahatsiaro fa samy tokony hanana anjara hanapasaka ny tohiny de ny valitenin'ny rehetra angamba mahalaza fa na de tsy ny 100% aza no tohina de mankarary ny fon'ny maro. Ny vehivavy koa matoa manome an'io de mametraka fahatokisana eo @'ilay lehilahiny izy fa tena tiany ary tiany ho mandrakizay doria ilay fiarahana. Atao ahoana anefa fa mbola betsaka ny tsiriry vorona manifi-drano de lasana ....
Nefa hono r'ireto ''Ny todim-paty tsy misy fa ny todim-pitia manodiava''. Misaotra ny maro tamin'ny fandraisana anjara sy ny fihezahana hamaly na de somary nisy aza ny masiatsiaka sy ny somary nanao be am-po de nahafinaritra ny resaka sy dinika.
Sôtra eh !!!
Nefa hono r'ireto ''Ny todim-paty tsy misy fa ny todim-pitia manodiava''. Misaotra ny maro tamin'ny fandraisana anjara sy ny fihezahana hamaly na de somary nisy aza ny masiatsiaka sy ny somary nanao be am-po de nahafinaritra ny resaka sy dinika.
Sôtra eh !!!
32. rinakely1
(
22/01/2004 15:39)
maninn mou tsy any @ sipan-toi i toi no manontany an'izany ra bice an!
34. bix
(
29/01/2004 14:42)
raha izaho aloha tsy mivaky loha eh ! satria na izaho koa aza angaha virijiny intsony niaraka taminy , dia samy afaka izany ô
35. fijo
(
30/01/2004 20:21)
misaotra rabix.mba jerena koa anie ny tena,fa tsy ny olona foana no terena amin'izay hilaina e.ny silamo no misaina toa izany.
38. vivisexy
(
08/02/2004 19:29)
f' anga ny vevavy tsy virj tsony de tsy olona? samy ba tia an'io firaisanaio daholo na lahy na vavy .Ary maninona ka y hoa ny vehivavy nihany no exiger-na na'izany e! fa maninona raha ny lehilahy ko mba virj.Zany no ahitana fa tia tena ny lehilahy.Sady refa virj anie d tsy mahay manivana é.TSy aleo ve ireo efa pro @zay mba mahita fihany
