ny tiako
42. pitchou
(
21/01/2004 17:44)
azafady ary fa tsy fantatro hoe tsy mbola tafita any io voambolana io e! mpihanikazo kosa angamba hainareo o? 4ème tige indray ilay faranay alohan'ny halasanan'ny fisainana e! rehefa tapitra iny de miboiboika ny inspiration!
43. fijo
(
22/01/2004 20:13)
misaotra amin'ny vocab e.izay vao mazava.ratsy ihany ity tara be ity klé
46. nyainatiana
(
01/03/2004 20:44)
Ny tsara sy lafatra amiko dia ny tsy manafin-toetra fa mampiseho ny tena toetrany zany hoe tsy mihatsaravelatsihy.Na maditra aza tsy maninona mitsy fa ny fahatsorany no zava-dehibe
