ny tiako

21. donemaskit ( 05/01/2004 19:24)
Tandremo ihany zany Mysterious zany ry nao an... sao dia... eo vao hoe naholan'i anina e, tsy vanina ny lehilahy e... tsy azo hianteherana e...!
Fampitandremana fotsiny ny ahy!
22. fijo ( 06/01/2004 09:25)
iza wa io XXX tia be ahy io? misaotra ihany aloha e.aleo angamba ny sipa no hamaly an'ity resaka ity,fa isika bandy mba mihaino aloha.izaho le mipetrapetraka e.
23. ambre ( 06/01/2004 15:39)
Nena ny bandy refa bogosy sy be detente de tiko e§Fa mba ao ko hoe tia a be izy.Mba manana personnalité fa tsy we be mokondo be kou.Juste we mba mifandanja @nena.Momba ny ditra mba ao @ antonony e:mahazo misotro otran'ny bandy fa mahay mijanona.Mahazo mijery sipa fa tsy mitondra mody.Nena alou io mampirafy tena tsy zakako e!
24. rinakely1 ( 06/01/2004 13:25)
be détente an! koa raha entiny misidina enao d ahoana?
25. fijo ( 07/01/2004 20:55)
dia lasa any izy ko inona indray.
26. rinakely1 ( 09/01/2004 11:15)
d zay no vita ny @ zany e?
27. xxx ( 09/01/2004 12:21)
ny ahy zany ilay bandy tsy maditra nefa tsy ilay joko tsorika sy bonaika be ireny fa oh ny any kally fa ny ana+ko anazy fotsiny de hoe za koa tsy manaraka be anazy na de tsy azo ho entina @sanga ary izy fa de samy miaro ny tenanay zany e!
28. ikaretsaka ( 09/01/2004 16:12)
ary tian'i olona ihany kay lety ry fijo ilay bandy mpi rimorimo an!
29. rinakely1 ( 10/01/2004 10:54)
rimorimo hoy silo zay e!
30. donemaskit ( 10/01/2004 14:24)
joala joala!
31. rinakely1 ( 12/01/2004 12:53)
joala aona ndray ary?
32. fijo ( 13/01/2004 09:50)
ka ny mirimorimo anie rakaretsaka mahita raha e.sady mahay zavatra.
fa tsy rolling stone an.
33. ikaretsaka ( 14/01/2004 13:43)
mandehandeha mahita raha izany!
34. fijo ( 15/01/2004 20:51)
izay maha vangivangy tian kavana koa e,dia tsaratsara korana mandea hoazy la vie,izy koa vamba,mangala koa hafa.fa kaza mangala ny anjaran'olo
35. ikaretsaka ( 15/01/2004 15:11)
ataovy betsabetsaka ary ny reserve voandalana ao ambony potte bagages ao
36. pitchou ( 15/01/2004 16:09)
tena tsy lasa kosa aloa raha mpanamaina mpandany 4ème tige e! marina ireny raha hahavita inona?
37. ikaretsaka ( 15/01/2004 19:55)
aza ny zavatra amaininy kosa no jerena eeee
38. fijo ( 16/01/2004 20:00)
mpanamaina ahoana moa izany ry pitchou?ary inona ilay mandany 4eme tige.tsy maharaka ny aty izany e.
39. ikaretsaka ( 16/01/2004 20:07)
Mpanamaina vary eny ampovoandalana dia hitsahin'ny taksi brousse e
40. fijo ( 21/01/2004 09:29)
lasa misy vato ny vary ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5577