fitivana

41. donemaskit ( 10/01/2004 14:20)
Ny passion no mivadika ho fankahalàna... nuance!
Raha sendra voadona ny fitiavana, on pardonne.
42. kally ( 10/01/2004 17:35)
Donemaskita,izaho miteny gasy,ianao miteny frantsay:izay no nuance!
Na izany na tsy izany,rehefa nijanona nitia ianao,inona intsony ny ambiny?Tsy misy,rehefa ritra ny fitia dia ritra fa tsy misy intsony hoe izao na izao.
43. ibonia ( 11/01/2004 09:15)
Izao ny porofo lehibe fa tia, dia ny mahafoy ny ain'ny tena hanavotana ny an'ny hafa...dia maty iannaaoo! Ka mahavita va!? Iza no mahasahy?
44. donemaskit ( 11/01/2004 10:45)
Kally, raha "tena fitiavana" dia tsisy an'izany mijanona mitia zany, ny fitiavana dia mandrakizay, anontanio Ibonia.
45. donemaskit ( 11/01/2004 10:47)
"passion" et "amour", la différence :
on tue par passion, on meurt par amour...
46. kally ( 11/01/2004 11:34)
Donemaskita angaha tsy mahay miteny gasy tsara e!ny olantsika sy ianao ho'a izaho miteny gasy "fitiavana",ianao miteny frantsay,rehefa niniana novonoina ve ny fitia tato anatiko,inona indray no andrasany amiko eo?Ho namana?Azafady a!
47. fijo ( 13/01/2004 12:26)
marina izany ry kally.rehefa rava ny fitiavana dia tsy misy intsony.na pardon io,na inona.fa rava.
ilay polygame radone,diso ingahy,fa samy tiana ireo.ary azo atao tsara ny mitia olona maro.
48. rinakely1 ( 14/01/2004 12:57)
d fijo zany zao mitia oln maro? sipa io lazaiko io an!
49. fijo ( 15/01/2004 11:19)
manao ankety an
50. rinakely1 ( 22/01/2004 15:47)
tsy ho ahu lé ankety fa ho fa hoana'izay liana e!
51. fijo ( 23/01/2004 11:04)
mandoa vola,vao manomboka ny ankety ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4273