fitivana

21. kally ( 29/12/2003 14:56)
ka izany anie ry Ikaretsaka e!Ny fitiavana ilay misintona anao hanome ny tsara indrindra :raha tia mozika ianao,tena tia no lazaiko eto a!na hafoinao daholo aza izao rehetra izao hampanjakanao ny mozikanao,na tsy hatory ianao andro aman'alina raha izay no hampivelatra ny mozikanao dia hataonao izany,izay ilay hoe manome ny tsara indrindra aminao.
Dia toy izany hatrany,vonona ianao hanao ny rehetra raha te-hampanjaka ny fitiavanao na fitiavana inona io na fitiavana inona.
Fa ny fitiavana olona irery ihany no mahatonga anao hiezaka ho toy ny anjely.
22. fijo ( 29/12/2003 19:38)
tsy haiko izany e.tiavo aloha aho,dia ho hitako eo.
23. ikaretsaka ( 31/12/2003 17:13)
o ry Kally an.. raha tia toaka koa izany dia afoy izao tontolo izoa noho ilay tavoangina serum misy toaka gasy? ayayay!
24. kally ( 31/12/2003 20:55)
Evidaoazy(mazava ho azy sa évidemment?) Ikaretsaka a!Tianao ny toaka,dia afoinao izay tsara indrindra aminao hoan'ny toaka,ny tenanao,ny maha-anao anao,ny vadinao,ny asanao,ets.
25. nata ( 31/12/2003 12:41)
l'amour seul peut vaincre les peurs, la solitude, la haine!
ny fitiavana d tahaka ny rivotra ho an'ny olobelona!ra tsy misy fitiavana d oh ny maty ny ol!
ho any mpifankatia injay!ny fitiavana d tahaka ny vonikazo iray izay kolokoloina sy atao zay halehibe azy!
ny fitiavana no lehibe injindra @zao fiainana zao!fa ra tsy misy izy d tsy hisy zao retra zao!
26. lema ( 01/01/2004 16:40)
rahany mpifankatia afaka mitia olona roa ary ve ny olona iray
27. nata ( 01/01/2004 19:07)
zany kou v d fitiavana fa tss! sa inn tena tedavina @ilay ray!?
28. rinakely1 ( 05/01/2004 20:22)
réfa nitia oln iray enao ka maniry ny hiaraka @ hatramin'ny farany na mangidy na mamy ny situation misy eo d zay lé :FITIAVANA e!
29. fijo ( 06/01/2004 16:21)
fitiavana koa ny an'i lema ka.ary ny azy aza no tena tsara satria zarainy,fa tsy tanany ho an'olotokana.
tandremo ny tavoahangy rakaretsaka an.
30. rinakely1 ( 06/01/2004 14:03)
io tavohangy io ihany no mapikaretsaretsaka azy eo koa!
31. fijo ( 07/01/2004 09:52)
raha iny kosa ve no hampidola azy.maninona.ny an tsika hafa indray.
32. tia_ery ( 07/01/2004 11:16)
Teny iray tsy azo faritana. Ary matetika ilay toetran'ny fitiavana no manjary hamaritan'ny tsirairay ny dikan'ny fitiavana.

Fa ny azoko anampy izay rehetra voalaza fotsiny dia tsy FITIAVANA intsony ny FITIAVANA rehefa azonao faritana izy.

De zay.
33. fijo ( 08/01/2004 10:37)
marina io.raha voafaritra io,dia tsy izy izay.
34. rinakely1 ( 08/01/2004 12:56)
hafa ahona kay ry fijo?
l'amour c l'amour an!
35. donemaskit ( 08/01/2004 16:38)
Tsy afaka mitia olon-droa zany ny olona iray, raha toa ka misy zany dia tsy fitiavana ilay izy fa passion, na pure folie... Tia olon-2 zany midika hoe tromper-na ny ankiray, nefa raha "tena tiana" izy dia tsy hitodika @ hafa.
Tia olona izany mieritreritra ny hiaraka aminy h@ faran'ny aina, ahoana no fomba hiarahana @ olon-2 h@ faran'ny aina?
Hevitro io...
36. fijo ( 09/01/2004 20:12)
ny azy tavoahangy no mampidola azy,ny an tsika ilay amour kely.
Donemaskit,ary ahoana ny polygame?samy tiany daholo ny vadiny,ary samy hiterahany.
ianao rehefa tsy mahavita zavatra iray an,aza milaza hoe tsy misy mahavita izany.
37. donemaskit ( 09/01/2004 19:53)
Polygamie zany nge vady be dia be e, tsy midika mihitsy hoe tiana daholo izy rehetra!
38. donemaskit ( 10/01/2004 20:10)
Ny fitiavana izany koa tsy resaka capacités individuelles, ka tsisy hoe itsy mahavita na itsy tsy mahavita... Zava-misy zany sady marina : olona 1 ihany no natao ho an'ny tsirairay. Na manaiky na'io na tsia, io no izy.
39. donemaskit ( 10/01/2004 20:16)
La polygamie rend impossible l'union complète de 2 êtres, ny fitiavana nefa contraire-n'izany...
40. kally ( 10/01/2004 11:35)
Ny fitiavana ilay mora mivadika ho fankahalàna raha sendra voadona e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6162