tary samy tary
21. lema
(
02/01/2004 11:56)
lé olona any @bois anie ry ngahy manana feeling matoa mividy e! sa ahona hoy ianao amizany.
22. bix
(
03/01/2004 14:05)
dia mba homeo izay valinteny tokony ho sahaza azy izy ry zalahy fa aza dia homena mafy ah !! fa ny any paris mila ny anaranao fa tsy hafenina tahak'izao , ary aza dia hambaniana koa ny gasy fa ny gasy anie ka mivoatra fa toy ny taloha eh !! hajao fa tanindrazanao fa tsy hoe any paris ianao dia hilaza fa ny gasy dia izay filazanao azy izay , aza hadino ry papa fa ianao gasy ah ! mety ho toetran'olona iray ao anaty ny zato no hitanao dia hoe ny gasy !!!! milamina ihany eh !! sao dia voaraoka any ka hody @ gasy okay !!!!
23. fijo
(
06/01/2004 10:28)
ilay hoe mametraka anarana,solon'anarana anie dia ampy,fa tsy dia ny tena anaranao e.izay mba ahafahana miantso ilay mpandray anjara fotsiny.ary ao paris koa anie toa maro ny gasy homo ao e.izaho aloha tsy mambra,nefa kosa aho dia manaja izay safidin'olona momba io.
25. fijo
(
07/01/2004 09:28)
efa ela anie isika no nifankatia e.fa izaho moa lazainao hoe maditra,dia naleoko nanao hendry.ih,ih,ih.
28. lema
(
13/01/2004 14:45)
ka ianao ve lé manamboatra sa lé amboarina e!mametra annonce ato dé asivo anarana mba ahafahan'ny olona miantso an'ingahy fa ra ataon'ingahy XXXX aiza ary no iantsona anao efa misy maromaro iizy ato ty misy sopapa kely lives, bix,dé jereo ao e!aza mampiasa menakomby intsony fa efa misy gel natokana ho anareo any @ pharmacie tsy aiko ny anarany
31. petale
(
14/01/2004 09:08)
aza kivy fa maro ny malala-tsaina eto ka...
nefa courage na dé izany aza.
nefa courage na dé izany aza.
35. bix
(
19/01/2004 15:05)
fa angaha tonga dia any @ lanitra fahafito mihintsy ny fandeha'ny tatara hoy hoy !!!! danz be izany
37. ikaretsaka
(
25/01/2004 10:28)
laisany iero hoa... ary elaela ihany izay fa tsy mbola hitako tato hoe nisy sipa samy sipa an
40. dify
(
16/04/2004 16:34)
de aoana ny fandehany ry xxxxx fa mba ampiresaho kely oe za fa tsy azoko tsara e!
