tary samy tary

1. xxx ( 17/12/2003 14:40)
sali daholo an!!!

Fantatro fa maro @ nareo no tsy dia mankafia an'ity kozy ity fa de miala tsiny za ra ohatra ka misy tezitra indray eto e...

Ka izao e: za tary vao tonga eto Pars (GVT hoy ry zalahy) ka mba mitady namana lahy za.Mariako kely fa mety ho namana fotsiny ary mety ko ho + si affinité zany e..
Ka miandry izay valiny za ary manantena fa tsy olona tery saina daholo akory ny amaky an'ty soratra 'ty e..

Six e
novalian'i reamagasy ny 13/11/2004 17:06
2. rinakely1 ( 17/12/2003 15:40)
lelà ihany v no tinao ho namana?
3. xxx ( 17/12/2003 16:31)
Salut, aiza izany pars izany fa toa mbola tsy naheno an izany aho? ity ny adiresiko raha toa ianao te hinamana @ "tary" malalatsaina: andrerabenaivo@yahoo.fr

mandrapihaona vetivety
4. fijo ( 17/12/2003 19:19)
raha namana fotsiny tsy maninona ka.
5. rfanjav ( 18/12/2003 18:09)
fijo : ka efa hoe + si affinité hoy izy kou !
6. gasymen2 ( 18/12/2003 20:35)
andre: pars=Paris
fijo: arakin'ny tenin'i rfanjav de hoe + si affinité fa afaka mijanona ho namana fotsiny ihany ko zany....
7. mozart ( 18/12/2003 12:40)
akama zany no tadiav'la ryparis fa tsy namana
8. xxx ( 18/12/2003 13:29)
mozart: Tsy dia haiko laotra ny manavaka ny hoe akama sy namana..Fa ny tadiaviko zany dia tary tsy tery saina .Comme je l'ai dit namana ou akama aloa et + si affinité...

9. fijo ( 18/12/2003 19:43)
ka ny ahy namana,sans + ka.izaho tsy mifidy izay safidiny,fa namana izy amiko,raha ilay + moa no tena ilainy,dia tsy mety amiko izay.
10. rinakely1 ( 19/12/2003 18:05)
d aza minamana @ zany enao ry fijo refa tsy mila affinité @ an!
11. ikaretsaka ( 22/12/2003 16:41)
o ry fijo an... tratran'ny carreau ary @ fitombenana ao sady milalao cochonet double ange eee
12. fijo ( 23/12/2003 10:52)
ela ry karetsaka an.NAMANA ihany ka.tsy mila affinité izany.raha mila carreau izy dia any amin'ny douche misy.
13. xxx ( 23/12/2003 20:59)
Sali an...

Za ihany no nanokatra an'ty sujet ty fa rehefa dinihako ilay izy de otrany tsy de misy firy zany ny bandy gasy mitovy amiko aty pars aty e...

Sa ve matahotra ny " qu'on dira t-on? "

Six e
14. fijo ( 24/12/2003 09:42)
maro letsy ianareo ao,fa menatra ny sasany a.mangalaha namana aloha,dia ao ialahy mitady lalana indray,fa raha avy dia miseho ialahy tsy ahita olona eo.mahereza e.
15. bix ( 30/12/2003 15:00)
izay indray ilay kozy fa ianareo kosa ve ry zalahy dia tsy mahalala afatsy ny manamboatra ny kozin'olona fotsiny ah !!! izy izany tena efa mi-charme be mihintsy fa any paris sao dia mba afaka manafatra avy aty madagascar ialahy fa aty bobaka be indrindra maheno hoe ho any paris izany fa tena tsy miraharaha izay ho fitrangany any (vazivazy daholo izany ry leiry eh) anefa mety ahaomby ihany mazotoa mitady eh !!!!
16. fijo ( 30/12/2003 18:27)
ao paris ihany ialahy dia mahita,fa mijereva site homo e.
17. xxx ( 31/12/2003 10:44)
Efa kopy lesy za ra fijo fa misy tokony aty pars kanefa za tsy miala @ lé hoe "gasy ka manja e!!"
Kopy angaba ela @ zay....

Ka aleko miandry an'izay mety miseho eto...sao de ...
18. lema ( 31/12/2003 11:40)
aza misahirana mitady ato ianao ry namana fa mandehana any @bois de boulogne fa misy aman-jatony any ary ra malala tsaina ianao dé inona no manakana anao tsy ametraka anarana,menatra ve?lol.any @ toerana io mantsy sady afaka mividy no afaka mivarotra énao ka dé inona no tadiavinao mihoatra an'izany ny vola azo ny tena tonga lafatra.
19. xxx ( 31/12/2003 12:06)
zà koa dé tary mirevy tary fa aty Tanà, nefa afaka mifanakalo hevitra @ là lé namorona sujet raha tian' là
20. xxx ( 31/12/2003 12:22)
Lema: ny mahatonga ny anarako tsy apetako dia tsotra ihany:
Malala tsaina aho nefa ko je vis en société.Fantatra fa isika gasy ra vao mahare zavatra iray mantsy de vetivety ihany ihany iny de tonga any @ sofin'olona tsy tokony ahalala an'izany (ex: ray-amandreny)

Ataoko angamba fa izay no mahatonga ny vazaha namorona hoe "Pour vivre heureux, vivons caché"..

Ny fisahiranana, misaotra anao mitsinjo an'izany fa ahy ihany no misahirana ka tsy mampaninona ahy.

Ny momban'ny any @ bois, za sady tsy hividy no tsy hivarotra satria resaka feeling io fa tsy hoe akory omeko vola enao de ataoko an'zao na omeo vola za de ataovy zay tinao

Ho an'i tary mirevy tary any Tana ,ra azonao apetraka ny mail nao dia andefasako mail enao afahana miresaka e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4544