inona oa ny position tena tsara rehefa e!!!
21. ikaretsaka
(
18/12/2003 12:46)
o ry rina sy ry isrine an.. atao hoe mampiasa boky araka ny voalazan'i rina teo... isaky ny page 1 misy sary 3 aman'efatra... ho vitaina ndray andro...ko raha tsy inona ko!
22. rfanjav
(
18/12/2003 13:40)
raha tsy diso ny fitadidiako ry zareo efa misy 3 izao ny lohahevitra ato ohatra an'ity we : "inona no position tena tsara, na ankafizintsika",
23. fijo
(
18/12/2003 19:32)
ka tena tsara sady mahaliana io matoa miverim berina ry rfnajav a.
Marina io voalazan i karetsaka io.raha tsy hoe,ampidirina indray mandeha dia hovana indray aloha ,dia toa izay foana angaha.vita raha izay ka.
Marina io voalazan i karetsaka io.raha tsy hoe,ampidirina indray mandeha dia hovana indray aloha ,dia toa izay foana angaha.vita raha izay ka.
24. isrine
(
19/12/2003 20:19)
ka zao ary e, ny tena azahoana fihiny tsara rehefa, de ny mifamihina!
26. rinakely1
(
19/12/2003 18:13)
ikaretsaka: vita zany e! fanga ary enao tsy mba tia manao indray e!
29. ikaretsaka
(
31/12/2003 15:51)
ahoana izany position dragon izany? asiana sakay ve ny fitaovam-piraisana dia samy may sa? azavao!
32. fijo
(
06/01/2004 09:37)
inona daholo izany e.dragon,bruce lee,rinalee,tsy haraka intsony,fa mila fanazavana.
33. pattr
(
06/01/2004 17:18)
za alo mahita betsaka fa pratique no haiko e manantona ana rehefa te ahay zany ko in lol
36. mozart
(
07/01/2004 18:14)
za koa aloha manana traikefa maro fa ny pratique no vitsy e!!! raha misy mila fanazavana fanampiny dia anontanio mozart!!!
39. ikaretsaka
(
10/01/2004 14:55)
tsy mila mi pompe intsony hono fa mangovitra ho azy... bandy akamako tany siberie no nitatara!
40. ikaretsaka
(
10/01/2004 14:55)
tsy mila mi pompe intsony hono fa mangovitra ho azy... bandy akamako tany siberie no nitatara!
