inona oa ny position tena tsara rehefa e!!!

1. xxx ( 10/12/2003 11:20)
mba te hanontany aho raha mba azonareo valiana hoe inona no tena position tena ahazahoana fihiny tsara rehefa manao e!
2. rinakely1 ( 10/12/2003 14:56)
mividiana boky "kama sutra" d hataovy ny pratique d @ manaraka lazao ho ahy ny rsltat!
3. fijo ( 11/12/2003 09:30)
mahay rinakely an.ny baiboly mihintsy.ih,ih,ih.
4. xxx ( 12/12/2003 20:26)
t'es pucelle ou koi
5. rinakely1 ( 12/12/2003 11:34)
ko na pucelle ary izy?enao ngah no hampianatra azy lé position tédiaviny?
6. tequila ( 12/12/2003 13:39)
eny hoa ry rinakely
7. isrine ( 12/12/2003 17:20)
Farafaharatsiny zay mametraka sujet de milaza ny anarany, fa rehefa mamaly tsy koi na tsy hilaza ny anarany aza. Na tsy milaza ny anarany aza fa soniavina!
8. rinakely1 ( 12/12/2003 17:21)
soniavina ahoana zany ry isrine?
9. isrine ( 12/12/2003 17:22)
Disque efa nandeha io sujet io ka sao de trobaka eo.
Andramo daholo ny position rehetra ao antin'ny 1 andro, de hitanareo eo izay tena ok!
10. ikaretsaka ( 14/12/2003 12:26)
ahoana izany indray andro manandrana position izany kle... ko tsy hiova isaky ny 1 minitra ve? ho an'ireo expert en kama sutra (araka ny voalazan'i rinakely1)
11. isrine ( 14/12/2003 17:51)
Rinakely: hitandry rehefa x ry zareo an, afaka mametraka ny anarany ihany rehefa mamarana ny tiny lazaina, mba ahalalana azy na tsy @ voalohany aza.
Mbo andramo alou izay nolazain'i rinakely e
12. ikaretsaka ( 15/12/2003 12:58)
o ry Isrine a.. ko atao hoe misy 1000 pages fotsiny ohatra ilay Bokina kama sutra tantarain'i rinakely1dia ahoana no atao? isaky ny oviana npo miova raha ezahina atao ao anatin'ny 1 andro aby izy rehetra?
13. rinakely1 ( 15/12/2003 13:24)
an!an kosa ry isrine an! aleo manao position iray isan'andro d @ zay izy mahita we inn tena tiny fa raha atao daholo indray mande izany tsy misy choix firy fa lasa tiny eo daholo e!
14. fijo ( 16/12/2003 20:56)
koa raha indray mandeha isan'andro ve tsy ho adino ilay izy rhefa tonga ary amin'ny farany hoe,toa ilay toa izao no tsara.ilay farany ihany no ahitana tsirony ko.
15. rinakely1 ( 16/12/2003 10:29)
fa atao inn fotsiny ary ireny diary ireny tsy natao hitehirizana zavatra important?
16. xxx ( 16/12/2003 15:16)
Position avy dé mahatonga resaka. Aza asiana positon eh. Noho izany aza manao !!!
17. isrine ( 16/12/2003 19:47)
Andramo anatin'ny 1 andro wa izy rehetra de vety2 enao de hahazo ny valiny we ny toa inona no tena ahazahoana fihany!
18. fijo ( 17/12/2003 09:24)
hay rinakely mampiasa diary mihintsy an.tsy mbola hitako indray iny le.
sao reraka kosa ry isrine a.be loatra.
19. rinakely1 ( 17/12/2003 12:02)
tsy mahavita indray ry fijo d we sao reraka!
20. fijo ( 17/12/2003 19:07)
raha atao indray andro kosa ve ry rina tsy handreraka.tsy vitako aloha e.aleo vitsy tsara be ka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3981